Certifiée depuis 18 ans, la BMOI a réussi une nouvelle au mois de juin 2019 le renouvellement de sa certification pour toutes ses activités de production bancaire. Continuer la lecture
Auteur R Nirina
PROJET 930: Mampihena ny taham-pahavoazana vokatry ny loza voajanahary
Ain’olona maro voavonjy, mihena ny fahavoazana ara-materialy. Continuer la lecture
VONDRONA ERAOPEANINA SY FANJAKANA MALAGASY : Mifampatoky ny roa tonta
Mitohy ny fanampiana ataon’ny vondrona eraopeanina ny fanjakana malagasy ho fampandrosoana an’i Madagasikara amin’ny lafiny toekarena. Continuer la lecture
FOARA KANTON’I GASIKARA : Mampiakatra avo ny lanjan’ny asa tanana malagasy
Asa tanana malagasy voafantina sy tsara kalitao ary amin’ny endriny isan-karazany. Continuer la lecture
DISTRIKAN’AMBOHIDRATRIMO: Manana fanantenana ireo mpampianatra FRAM
“Efa tapitra iny ny fifidianana solombavambahoaka, tapitra niaraka tamin’iny ihany koa ny disadisa politika”, hoy ny solombavambahoaka Rakotoarisoa Johnny nandritra ny fametrahana azy tamin’ny fomba ofisialy, ny sabotsy 24 aogositra 2019 teny amin’ny kianjan’Ambohidratrimo. Continuer la lecture
MEDAIR SY NY LOZA VOAJANAHARY: Haseho an-tsary ny fahasamihafan’ny any Atsimo sy Avaratra
Iombonan’ny faritra Atsimo sy Avaratr’i Madagasikara ny olan’ny rano. Continuer la lecture
MAGE 4 TAO ANTSAHAMANITRA : Fahombiazana ho an’ny mpikarakara
Niavaka ny fampisehoana nataon’ny MAGE 4 izay nokarakarain’i IVENCO tamin’ny alahady 25 Aogositra 2019 lasa teo. Continuer la lecture
ISTS-CRDS: Ny anjara toeran’ny asa sosialy amin’ny fampandrosoana
Tsikaritra fa lasa tsy manaraka ny « code d’éthique et déontologie » mifanaraka amin’ny asa sosialy ny sahan’asa ataon’ireo mpiantsehatra, araka ny fanadihadiana nataon’ny CRDS (Centre de Ressources en Développement Social). Continuer la lecture
SOLOMBAVAMBAHOAKA MASY GOULAMALY : « Tokony misy ny mpanohitra ato amin’ny Antenimierampirenena»
Nanatrika ny fihaonana tamin’ny filohan’ny Antenimierampirenena teo aloha avy any Afrika Atsimo ny solombavambahoaka Masy Goulamaly. Continuer la lecture
ANOR TANY AMIN’NY FARITRA SAVA SY DIANA: Tratra ny tanjona
Ny faritra Sava sy Diana indray no nosafidian’ny ANOR (Agence Nationale de la Filière Or) nanaovana fitetezam-paritra. Ao anatin’ny fampanarahan-dalàna ireo mpisehatra amin’ny volamena sy ny fampahafantarana ny asa sy ny andraikitry ny “agence” izao dia izao. Continuer la lecture











