Efa maty ny afo ao amin’ny valan-java-boaharin’i Ankarafantsika. Continuer la lecture
Auteur R Nirina
DORO-TANETIN’NY TSY MIALA VOLA : Tsy hitan’ny tomponandraikitra ny hisakanana azy
Resahana hatrany ny fiovan’ny toetr’andro ankehitriny. Lany andro mampianatra sy mampatsiahy amin’ny tsy tokony handoroana ny tanety sy ny ala any amin’ny faritra arovana ireo tomponandraikitra isankarazany. Continuer la lecture
CINEDAYS: Misitraka ny fahaiza-manaon’ny Orange ny CanalOlympia Iarivo
Ao anatin’ny paikady ahafahan’ny daholobe mijery sarimihetsika ny fiarahamiasa eo amin’ny Orange sy ny CanalOlympia. Manomboka izao dia mahazo tombontsoa manokana ireo mampiasa ny karatra SIM Orange noho ny fisian’ny tolotra “cinédays”. Continuer la lecture
NELSON MANDELA CUP : Ampitaina amin’ny ankizy ny fitiavana baolina kitra
Raikitra indray ny Nelson Mandela Cup andiany faharoa izay karakarain’ny 67 City FC ( Grassroot Soccer Academy teo aloha ). Continuer la lecture
MEDECINS DE L’OCEAN INDIEN : Ho maimaimpoana ny fitsaboana ao Fort-Dauphin
Marary 9000 ka hatramin’ny 10.000 no hahazo fitsaboana tsy andoavam-bola. Io no tanjon’ny « Médecins de l’Océan Indien » na M.O.I mandritra ny fandalovany eto Madagasikara. Continuer la lecture
KAOMININA ALASORA: Randriantsoa Jimmy, kandida ho ben’ny tanàna tokana natolotry ny TIM
Mandeha ny feo fa manana kandida ho ben’ny tanàna ao amin’ny kaominina Alasora ny K25 sy KMMR. Continuer la lecture
FITSARANA IREO MPANAO GAZETY : « Tsy manaraka ny lalàna ny fomba nanatanterahana ny paikady heloka »
Tao aorian’ny valim-pitsarana ireo mpanao gazety telo sy tale iray ao amin’ny kaominina Antananarivo renivohitra dia naneho ny heviny ny mpisolovava azy ireo, ny niharan’ny fitoriana, ny solombavambahoakan’i Madagasikara voafidy tamin’ny anaran’ny TIM sady mpanao gazety ary ny filohan’ny holafitry ny mpanao gazety eto Madagasikara (OJM). Continuer la lecture
FOIRE ECONOMIQUE DE LA SAVA: Hetsika goavana miisa efatra hitranga amin’ny toerana iray
Faritra manan-karena i SAVA raha ny vokatra lavanila, voanio, episy no resahana. Continuer la lecture
FILOHAN’NY HOLAFITRY NY MPANAO GAZETY : « Akoho ve no vonoina dia hitondràna famaky? »
Nivoaka ny 19 Septambra 2019 ny didim-pitsarana ireo mpanao gazety notorian’ny CEMGAM momba ny famoahana lahatsoratra momba ny angidimby tetsy Mahamasina. Continuer la lecture
MISS TOURISME MADAGASCAR: Hampisongadina ny firenena malagasy
Hisarika mpizahantany ho avy eto Madagasikara. Io no tena kendren’ny fifaninana “Miss Tourisme Madagascar”. Continuer la lecture











