Nirodorodo teny amin’ny EPP Ambohipo indray ny ratsa-mangaika rehetra mandrafitra ny minisiteran’ny serasera sy ny kolontsaina (MSK) nanao « tagnamaro: andron’ny olom-pirenena”, ny 27 aprily 2019. Continuer la lecture
Auteur lynda
GSDM-EFTA: Nivoaka ny teknisiana misahana manokana agroécologie
Tsy ampy ireo teknisiana ara-pamokarana hanolo-tsaina ny tantsaha hiatrika ny fiovaovan’ny toetr’andro. Izany indrindra no antom-pisian’ireo « conseillers spécialisés en agriculture de conservation et agroécologie» (AE/AC). Continuer la lecture
ENTONA MANGEJA HAFANANA : Tompon’antoka ihany koa ny sehatry ny ala
Mamoaka entona mangeja hafanana (gaz à effet de serre) be indrindra eto Madagasikara ny sehatry ny ala. Anisany mahatonga izany ny doro tanety, ny fanapahana ny ala. Continuer la lecture
ANOR: Nifanaraka ireo mpandraharaha momba ny volamena
Taorian’ny faritra Vakinankaratra sy Menabe dia nidina tany amin’ny faritra Betsiboka indray ny ekipan’ny ANOR (Agence Nationale de la Filière Or). Continuer la lecture
KIANJAN’NY ELGECO PLUS: Manaraka ny fenitra iraisam-pirenena
Nitombo iray indray ny kianja filalaovana baolina kitra manara-penitra eto Madagasikara. Notokanana tamin’ny fomba ofisialy ny 12 aprily 2019 ny « terrain synthétique » an’ny klioba Elgeco Plus eny amin’ny By Pass Ambohijanaka. Continuer la lecture
PASK’AMPEFY: Hetsika telo sosona no hitranga ny 20, 21, 22 aprily
Toerana mahasarika mpitsangatsangana be indrindra ny kaominina Ampefy isaky ny fetin’ny Paka na Paska noho ny fisian’ireo toerana azo tsidihana toy ny « chute de la Lily », « Gyesers » ary ny « ilôt de la Vierge ». Continuer la lecture
FAMPIRANTIANA NY TANTARA ARA-TOEKARENA: Hahaizana mitsinjo ny ho avy
Noho ny fanohanan’ny ministeran’ny serasera sy ny kolontsaina (MCC), nanomboka ny 9 aprily 2019 fampirantiana ny tantaran’i Madagasikara ara-toekarena. Continuer la lecture
ZANAKY NY DISTRIKAN’I BETROKA: Hanova ny tantara
Rehefa miresaka an’i Betroka dia ny asan-dahalo sy ny halatr’omby no loha lisitra mampalaza ity distrika faha-telo ao amin’ny faritra Anosy ity. Continuer la lecture
ASIEF: Nitombo ny taranja hifaninanana amin’ity taom-pilalaovana 2019 ity
Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy androany 6 aprily 2019 teny amin’ny kianja mitafo Mahamasina ny taom-pilalaovana 2019 ny ASIEF (Association Sportive Interministérielle pour l’Entretien des Fonctionnaires). Continuer la lecture
STARTIMES: Mampihena ny fandaniana ao an-tokantrano
Mahatsapa ny orinasa Startimes fa mandalo vanim-potoana sarotra ny mpanjifa rehetra faran’ny volana noho ny fandoavana ny saram-pianaran’ny ankizy, ny hofan-trano, ny vidin-jiro sy rano sy ny maro hafa. Manoloana izany indrindra no antony namoronana ny tetikasa « kitapom-batsy ». Continuer la lecture











