Présent dans 35 pays sur 5 continents dont Madagascar, Rio Tinto célèbre cette année son 150ème anniversaire. Continuer la lecture
Catégorie Actus
ITM 2023-ORANGE : Mampiavaka ny andiany faha-9 ny fisian’ny « digital space »
Nomerika sy fizahantany. Ny 15 ka hatramin’ny 18 jona 2023, eny amin’ny CCI Ivato ny hetsika ara-pizahantany « International Tourism Fair of Madagascar » (ITM) 2023. Continuer la lecture
ADY AMIN’NY VALALA : Hanamora ny fahazoana vaovao sy fanomezana vahaolana haingana ny fiarahamiasa amin’ny Airtel
Fitaovana maharitra. Tao anatin’ny 20 taona niadiana tamin’ny famongorana ny andiam-balala teto Madagasikara dia sambany no nisy ny laharana maitso ho ampiasaina amin’izany. Continuer la lecture
GEFP-FMFP: Nanokana vola hanamafisana ny fahaiza-manaon’ny mpiasa malagasy amin’ny sehatrin’ny lamba fitafy sy akanjo ary ny asa tanana
Mpiasa anarivony eny anivon’ny orinasa afakahaba misehatra amin’ny famokarana lamba fitafy, akanjo ary kojakoja sy mpanao asa tanana mbola amin’ny sehatra tsy ara-dalà na no nahazo fiofanana nandritra ny vanim-potoanan’ny Covid-19. Continuer la lecture
HAINGO PARADIS: « Vonona hanome ny porofo amin’i Filoham-pirenena fa misy lohandohan’ny mpisorona manimba ny ministeran’ny fahasalamam-bahoaka »
Taorian’ny fivahinianany tao amin’ny fahitalavitra tsy miankina iray dia nitohy nanao valan-dresaka ho an’ny mpanao gazety, ny alakamisy 13 aprily 2023, i Haingo Paradis momba ny raharaha mafana eo anivon’ny ministeran’ny fahasalamam-bahoaka. Continuer la lecture
BUSINESS FORUM REGIONAUX : Accélération, émergence et développement des 3 régions (Alaotra Mangoro, Atsinanana et Analanjirofo)
La deuxième édition du Business Forum Régionaux (BFR) a rassemblé plus de 800 participants. Cet événement B2B et institutionnels  s’est tenu les 6 et 7 avril 2023 au Port Academy Center Toamasina (PACT). Continuer la lecture
MAISONS DIGITALES POUR LES FEMMES : Mety ho an’ireo vehivavy tsy manana diplaoma sy tsy an’asa ao amin’ny faritra SAVA
Ivon-toerana manome fiofanana mandritra ny fotoana maharitra ho an’ireo vehivavy tsy manana diplaoma sy tsy an’asa ny « Maison digitale pour les femmes ». Continuer la lecture
FARITRA SAVA : Nihaino ny hetahetan’ny mpandraharaha ara-toekarena fa indrindra amin’ny sehatrin’ny lavanila ny Orange Madagascar
Nitsidika ny faritra SAVA ny delagasionan’ny Orange Madagascar, notarihan’ny Tale jeneraliny , Frédéric Debord ny 31 martsa 2023. Continuer la lecture
eSIM: Teknolojia mikolo ny tontolo iainana
Namoraina kokoa ny fampiasana ny tolotra Airtel. Nampahafantarina tamin’ny fomba ofisialy ny 27 martsa 2023 teny Ivandry fa afaka mampiasa ny tambazotra Airtel ny mpanjifa na tsy manana karatra SIM hita maso aza. Continuer la lecture
AMBATOVY : Naverina tany anaty tontolo voajanahary ireo sahona Mantella aurantiaca
Sahona izay tsy hita raha tsy eto Madagasikara. Miisa 1 800 mahery ireo Mantella aurantiaca no naverina teny amin’ny tontolo voajanahary nandritra ny taona 2022. Continuer la lecture





















