Tetikasa iray hampihenana ny fitsoahana an-daharana any an-tsekoly ny tetikasa Milofo. Ny ONG SIF (Secours Islamique France) eto Madagasikara no misahana azy ity efa an-taonany maro. Continuer la lecture
Tag Archives secours islamique france
TRABOINA AO AMIN’NY DISTRIKAN’I MOROMBE: Ampy ao anatin’ny herinandro ireo vatsy ara-tsakafo
Fanintelony izao ny mponina ao amin’ny distrikan’i Morombe no lasibatry ny orambe htramin’ny 20 febroary 2019 no mankaty. Continuer la lecture