Varotra fampirantiana, famelabelaran-kevitra sy fampiofanana ary tolotr’asa. Efa andiany faha-12 sahady ny FEPA (Foire de l’élevage, de la pêche et de l’agriculture). Lohahevitra nampitondraina ny FEPA 2020 ny hoe : « ny fiompiana, ny jono ary ny fambolena no fototry ny fampandrosoana maharitra». Continuer la lecture
Tag Archives MPE
FAMPIHARANA NY TATAON-KETRA AMIN’NY KATSAKA SY FAIKA: Sehatra marobe no hitotongana
Niatrika fivoriana faharoa ny MPE (Malagasy Professionnels d’Elevage) sy ireo mpikambana rehetra toy ny mpiompy, mpandraharaha, mpivarotra akora… androany 28 novambra 2019 teny Nanisana. Naneho ny heviny izy ireo momba ny fampiharana ny tataon-ketra amin’ny katsaka sy ny faika. Continuer la lecture