Ho tohin’ny fanampiana ny reny sy ny zaza natao tamin’ny 8 martsa 2021 dia nanomana sy nikarakara hetsika sosialy indray ny vadin’ny ben’ny tanànan’Alasora, Randriantsoa Mireille niaraka tamin’ireo vehivavy miasa ao amin’ny kaominina. Continuer la lecture