Tag Archives ben’ny tanànan’ny Anosy Avaratra


TRANO MANARA-PENITRA : Hisitraka tanana vaovao ny kaominina Bongatsara sy Anosy Avaratra


Toko telo mahamasa-nahandro. Manohana sy manampy ho an’ireo izay manana tetikasa fanorenana tanàna vaovao ny fanjakana. Nisy ny fanaovan-tsonia teny Anosy ny 25 Martsa 2021 teo amin’ny Ministera lefitra misahana ny tanàna vaovao sy ny toeram-ponenana , ny Société Générale Madagascar ary ny kaomina ambanivohitry Bongatsara sy Anosy Avaratra ho fanorenana tanàna vaovao . Tafiditra amin’ny veliranon’ny Prezidà Andry Rajoelina raha teo ity tetikasa ity. Continuer la lecture