Trano heva 19 mivarotra boky isan-karazany amin’ny vidiny taka-bahoaka no hita mandritra ny enina andro eny amin’ny tsenaben’ny boky. Continuer la lecture
Catégorie Socio-eco
FIKAMBANANA FAN’DIO: Nanatevin-daharana ny « tagnamaro »
Tsy fanodinana sarimihetsika no nataon’ny ekipan’ny « Scoop Digital » teny amin’ny EPP Ambohipo, androany sabotsy 27 aprily 2019 fa fandraisana anjara amin’ny fanampiana ny mpiara-belona. Continuer la lecture
TAGNAMARO TENY AMIN’NY EPP AMBOHIPO: Mamantana sekoly vaovao ireo mpianatra
Nirodorodo teny amin’ny EPP Ambohipo indray ny ratsa-mangaika rehetra mandrafitra ny minisiteran’ny serasera sy ny kolontsaina (MSK) nanao « tagnamaro: andron’ny olom-pirenena”, ny 27 aprily 2019. Continuer la lecture
TALE JENERALY VAOVAO NY ENMG : Veloma hatreo ry mpanao risoriso
Notanterahina ny 26 aprily 2019 ny fifamindram-pahefana teo amin’ny tale jeneralin’ny sekolim-pirenena manofana mpitsara sy mpirakidraharaha (ENMG), Rakotoarisoa Miandantsata Indriamanga sy ny mpandimby azy Ramarolahy Haingonirainy Anthony. Continuer la lecture
FIANGONANA ADVANTISTA: Mikarakara fizaham-pahasalamana maimaim-poana
Miezaka mandray anjara amin’ny sehatra rehetra ahafahana manampy ny mpiara-belona ny fiangonana ny advantista. Continuer la lecture
VAKY BOKY : Ireo tombontsoa azo avy aminy
Tamin’ny alalan’ny fampiantsoana ireo mpisehatra eo anivon’ny boky sy ny vaky boky no nanamarihan’ny ministeran’ny serasera sy ny kolontsaina ny andro iraisam-pirenena ho an’ny boky sy ny zon’ny mpamorona, omaly 23 aprily 2019. Continuer la lecture
GSDM-EFTA: Nivoaka ny teknisiana misahana manokana agroécologie
Tsy ampy ireo teknisiana ara-pamokarana hanolo-tsaina ny tantsaha hiatrika ny fiovaovan’ny toetr’andro. Izany indrindra no antom-pisian’ireo « conseillers spécialisés en agriculture de conservation et agroécologie» (AE/AC). Continuer la lecture
ROVA AN’ANTANANARIVO: Hiato ny fitsidihana atsy ho atsy
Tsy toy ny mahazatra ny fankalazana ny andro iraisam-pirenena ho an’ny tsangambato sy ny toerana miavaka. Continuer la lecture
FIAHARAHAMIASAN’NY AFHAM SY GFEM: Ho fanomezana asa ny vehivavy sembana
Tontosa omaly 18 aprily 2019 ny fifanaovan-tsoniam-piarahamiasa eo amin’ny fikambanana AFHAM (Association des Femmes Handicapées de Madagascar) sy ny GFEM (Groupement des Femmes Entrepreneurs de Madagascar). Continuer la lecture
FANAFIHANA NY FIARA « BRINKS »: Dimy ireo voasambotra
Mitohy ny fanadihadiana mombany raharaha fanafihan’ny fiara Brinks mitondra vola teny amin’ny lalan’ny By-pass Antananarivo. Continuer la lecture





















