Archives journalières 18 juillet 2026


BNGRC : Miomana amin’ny tsy fanjarian-tsakafo mety hitranga ao Toamasina II


Taorian’ny fahavoazana nateraky ny rivodoza Gezani nandalo ny faritra Atsinanana sy Alaotra Mangoro tamin’ireo distrika enina (6), Toamasina I, Toamasina II, Brickaville, Ambatondrazaka, Amparafaravola ary Moramanga dia efa miomana amin’ny mety hisian’ny tsy fanjarian-tsakafo ao amin’ny Toamasina II ny BNGRC  ( Birao Nasionaly Misahana ny Fitantanana ny Tandindondoza sy loza ). Continuer la lecture