Tsy ny sariny malaza ihany no hitan’ny mpitsidika mandritra ny fampirantiana « Pierrot Men – FOFON’IANA (Vents de vie – Winds of Life) » eny amin’ny Hakanto Contemporary, Ankadimbahoaka. Sambany ihany koa no aseho ampahibemaso ny sary hosodoko nataony fony mbola tanora, talohan’ny nifidianany tanteraka ny fakàna sary ho sehatra nanehoany ny talentany. Continuer la lecture


