Archives mensuelles octobre 2024


TSENAN’NY KARBAONINA : Mila mahafantatra ny zony sy ny tombontsoany amin’izany ireo fokonolona sy “mponina hafa fomba fiaina”


Anisany mitahiry  etona karbaonina be indrindra eto Afrika sy manerana an’izao tontolo izao ny tanin’ireo  « mponina hafa fomba fiaina » na « peuples autochtones » (PAs) sy fokonolona  na vondron’olona ifotony (Communautés Locales na CLs), araka ny fikarohana nataon’ny Right and Ressources Initiatives (RRI) na fivondronamben’ny fikambanan’ny CLs sy PAs ary ireo taranaka afrikanina. Continuer la lecture →


TETIKASA « ART ET BIODIVERSITE » : Fanehoana amin’ny fomba hafa ny fiarovana ny tontolo iainana


Andiany fahatelo ity « art et biodiversité » tamin’ity taona 2024 ity. Nampahafantarina ny 02 Oktobra 2023 teny amin’ny La Teinturerie Ampasanimalo ireo tetikasa telo momba ny « art et biodiversité » nokarakarain’ny FAPBM (Fondation pour les Aires Protégées et la Biodiversité de Madagascar) sy ny Teinturerie Association d’artiste. Continuer la lecture →