Lohalaharana ny saribao amin’ny fandrahoana sakafon’ny malagasy. Raha ny antontan’isa nataon’ny « STILEEX DATA » ny taona 2020 dia ny 68,47% ny malagasy no mampiasa saribao ary 7,21 % ny kitay. Continuer la lecture
Archives mensuelles novembre 2022
FONDATION ORANGE: Mpanabe miisa 37 avy amin’ny ivon-toerana mitaiza « autiste » nahazo fiofanana
Manohana ireo sahan’asa rehetra manampy ireo olona “autistes” ny Fondation Orange. Mpanabe miisa 37 avy amin’ireo ivon-toerana mitaiza « autiste » mpikambana ao amin’ny federasionan’ny autisme eto Madagasikara (AUFEM) no nahazo fiofanana fanamafisana fahaiza-manao noho ny famatsiam-bola avy amin’ny Fondation Orange sy ny tosika avy amin’ny Orange Solidarité Madagasikara. Continuer la lecture
NOVEMBER ROCK X : Hihaona amin’ny mpankafy azy ny RHEG THE GANG
Vao mitsidika ny volana novambra dia tonga ao an-tsain’ny mpakafy ny gadona rock ny tarika RHEG THE GANG. Continuer la lecture
LALAO AIRTEL QUIZZ MLAY: Lasan’i Ratsimbanirina Nivomalala ny fiara SUV vaovao be
Malala-tanana amin’ny fampifaliana ny mpanjifa ny Airtel Madagascar. Tahaka an’i Ratsimbanirina Nivomalala ohatra dia nahazo fiara marika SUV tamin’ny Lalao Airtel Quizz Mlay. Continuer la lecture