Notanterahana ny 17 Novambra 2020 ny fizarana ireo fitaovam-pianarana feno ho an’ny kilasy Asa Sekoly Avotra Malagasy (ASAMA) nataon’ny Rotary Club Antananarivo Mahamasina. Continuer la lecture
Archives mensuelles novembre 2020
FOYER OLIVA UHLRICH : Les dons de la Communauté Camerounaise de Madagascar arrivent à point nommé
Pour offrir de meilleures conditions de vie. Le samedi 14 novembre 2020, une forte délégation des membres de la communauté camerounaise de Madagascar, conduite par son président Omer Kalameu a apporté un soutien aux pensionnaires du Foyer Oliva Uhlrich tenu par les Servantes du Cœur de Jésus à Antsirabe (165km au sud d’Antananarivo). Continuer la lecture
CENTRE MEDICAL MARIE STELLA: Manamora ny fitsaboana ny diabeta ny fananana « glucomètre »
Mila manana “glucomètre” ny diabetika. Manomboka ny alatsinainy 16 novambra 2020 dia hizara “glucomètre” maimaim-poana ho an’ireo diabetika tsy manana izany ny Centre Médical Marie Stella Analamahitsy. Continuer la lecture
LIONS CLUB AMBOHIBAO LAKA: Nikarakara fitiliana diabeta faobe
Manakorontana ny fahasalamana ny diabeta. Anisany asa fototra iantsorohan’ny Lions Club International ny resaka diabeta. Noho izany dia nikarakara hetsika fitiliana faobe manerana an’i Madagasikara izy ireo nandritra ny andro iraisam-pirenena ho an’ny diabeta ny 14 Novambra 2020. Continuer la lecture
CNAPS-BOA: Hahazo tolotra manokana ireo mpandray fisotroan-dronono sy vidin-takaitra
Olana lehibe hitarainan’ireo mpikambana ao amin’ny CNAPS ny filaharana lavabe sy maharitra rehefa handray fisotroan-dronono sy vidin-takaitra. Continuer la lecture
CNAPS: Mahazo fampiofanana arak’asa maimaim-poana ireo very asa
Ho tohin’ny fanampiana ireo mpikambana ao amin’ny CNAPS ka very asa noho Covid-19 dia teraka ny fiarahamiasan’ny CNAPS amin’ny CENAM, CCIFM, CDA ary ny MPE. Tontosa ny 11 novambra 2020 teny Ampefiloha ny fifanaovan-tsoniam-piarahamiasa teo amin’izy ireo. Continuer la lecture
STARTIMES : Nandrombaka ny « loka ho an’ny marika TNT mivoatra indrindra”
Televiziona nomerika natao ho an’ny ankohonana rehetra. Ny Startimes no nibata ny “amboara ho an’ny marika TNT mivoatra indrindra” ka natolotra azy nandritra ny lanonana “Brands and Advertising Excellence Awards 2020” nokarakarain’ny Marketing Edge tany Nigeria izany. Continuer la lecture
FONDATION AXIAN: Ho asiana toerana fanaovana fanatanjahantena isaky ny fokontany
Eny Anosibe Angarangarana no hisantarana ny fananganana toerana fanaovana fanatanjahantena eny anivon’ny fokontany. Amin’ny alalan’ny fiarahamiasa eo amin’ny Fondation Axian sy ny kaominina an’Antananarivo Renivohitra (CUA) no ahafahana manatanteraka izany. Continuer la lecture
VILLAGE ORANGE AMBATONDRAZAKA: Mamaly ny filàn’ny mponina ireo foto-drafitr’asa
Tontosa ny 07 novambra 2020 ny fanokanana ny « Village Orange » faha-27 ao Ambatondrazaka. Ny fikambanana Orange Solidarité Madagascar no nanampy tamin’ny fanamboarana ireo foto-drafitr’asa. Continuer la lecture
GLOBAL PURCHASE: Manaraka ny fenitra iraisam-pirenena ny vokatra ao aminy
Miezaka hatrany ry Chef Mbinina sy ny mpiara-miasa aminy amin’ny fanatsarana ary indrindra ny mba hanara-penitra ny toerana hamokarana ny vokatra ao amin’ny Gastronomie Pizza. Continuer la lecture