Voafidy ho governoran’ny Lions Club International, District 417 Ny Fanja Rakotomalala. Nandritra ny kongresin’ny Lions Club International natao tany Milan tamin’ity volana jolay 2019 ity no ahafahany mità na io andraikitra io ao anatin’ny taom-piasà na 2019-2020. Continuer la lecture