Socio-eco

TAFIO IZY FA AZA ANGORAHANA.


Hiara hientana isika hanafy ireo sahirana amin’ny Alarobia 21 Jona 2017. Ny tsirairay no mahita ny olona hanaovany azy. Fitafiana ihany no atao fa tsy sakafo na vola, toy ny lamba, kiraro, bodofotsy… “Tsy azo atao ny mandefa izany amin’ny haino aman-jery na hitonona ny anaranao amin’ilay olona na ny antony anaovanao izany”, hoy ny mpikarakara. Hetsika tsy anavahana olona na saranga na ireo efa mpanao izany ity hetsika iray ity. Natao izao hanampiana ny mpiray tanindrazana.
Nirina R.

HORONAN-TSARY


Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *