Catégorie Socio-eco



FAHALEOVANTENA ARA-ANGOVO : Afaka mandoa tsikelikely ny vidin’ny fitaovana ahazoana herinaratra avy amin’ny masoandro ny isan-tokantrano na orinasa miaraka amin’ny SIPEM Banque


« Ny vidiny no sakana tsy ahafahan’ny daholobe misitraka ireo fitaovana ahazoana angovo avy amin’ny herin’ny masoandro », hoy i Rabearisaona Fitahiana, « Ingénieur commercial » eo anivon’ny SOLARMAX, orinasa malagasy miompana amin’ny fitsinjarana fitaovana momba ny angovo avy amin’ny masoandro. Continuer la lecture


FETIM-PIRENENA MALAGASY 2025: Mpianatra, mpampianatra sy ray aman-drenin’ny mpianatra miisa 600 eny amin’ny EPP Amboaroy nahazo fanomezana avy amin’ny fikambanana Porte Bonheur


“Manana vina hanampy ny mpiara-belona, hitondra hasambarana sy fifaliana ho azy ireo ny  fikambanana Porte Bonheur”, hoy i Randriantsoa Razaka Mireille, nandritra ny hetsika ara-tsosialy nataon’ny fikambanana ho fanamarihana ny fankalazana ny fetim-pirenena malagasy. Continuer la lecture


TANTARA ARA-TOEKAREN’I MADAGASIKARA: “Mila fantarina izay nitranga tany aloha fa sarotra ny mandroso raha mijanona eo amin’ny toeran’ny mpamorona mandrakariva”


“Rehefa  tsy mahafantatra ny tantaram-pirenena  dia  tsy afaka manapakevitra satria tsy mahafantatra izay  nitranga teo aloha fa tahaka mamorona  hatrany”, hoy i Helihanta Rajaonarison, tomponandraikitry ny sampam-piofanana tantara any amin’ny oniverisiten’Antananarivo. Continuer la lecture