L’ONG Malina, réseau malgache de journalistes d’investigation, a organisé l’événement « The Investigator’s Lab » ce vendredi 28 novembre 2024 à l’IKM Antsahavola. Continuer la lecture
Catégorie Socio-eco
ALA ROFIA: Mitana anjara toerana lehibe amin’ny fambolem-bary

ROFIA sisa tavela – Ambalambaksiny (kaominina Andranofasika, distrik’Ambato Boeny)
« Taloha ny tanimbary nangonahona be tsy azo hitsahina noho izy loharano. Amin’izao fotona izao na ny omby aza afaka miraoka eo satria lasa tany ngazana », hoy RAKOTONDRAMARO Rolland, tantsaha sady prezidàm-pokontany Ambalambakisiny. Continuer la lecture
FANOVANA RAFITRA : Maka ny hevitry ny fokonolona ny VOLOBE ho entina amin’ny fikaonandoham-pirenena
Teny ifampierana no hitondrana ny firenena. Efa manana volavolana tetiandro ny VOLOBE (fikambanan’ireo olobe na Ray amandreny mahatsiaro ho manana adidy amin’ny firenena) ny hanatanterahana ny fikaonandoham-pirenena ho an’ny fanovana rafitra hitondrana an’i Madagasikara. Continuer la lecture
GazNika : Tompondakan’ny Orange Summer Challenge 2025
Nofaranana tamim-pomba manetriketrika ny 7 novambra 2025 ny Orange Summer Challenge 2025 nasionaly natrehin’ny Tale Jeneraliny vaovaon’ny Orange Madagascar, Aminata Ndiaye Niang . Fifaninanana nokarakarain’ny Orange Madagascar ity hetsika ity izay naharitra telo volana. Continuer la lecture
Raikitra indray ny festival des pirates ao Sainte-Marie
Taorian’ny fahombiazana lehibe tamin’ireo andiany roa voalohany, dia hisy indray ny ny andiany fahatelo amin’ity taona 2025 ity ny « Festival des Pirates ». Continuer la lecture
POESAM 2025 : Natolotry ny Orange Madagascar ny lokan’ireo mpandraharaha nandresy
Andiany faha-15 ny POESAM tamin’ity taona 2025 ity izay nanasongadina indray ny fahaiza-mamorona sy ny fahasahian’ny tanora malagasy amin’ny famolavolana vahaolana maharitra sy manampy ny fiarahamonina. Continuer la lecture
À Paris, Madagascar célèbre son cacao d’exception et son innovation numérique au Salon du Chocolat 2025
À l’occasion du 30ᵉ anniversaire du Salon du Chocolat à Paris, Madagascar se distingue par une double vitrine de son savoir-faire et de son innovation. Continuer la lecture
FANOVANA RAFITRA : Lalana tsy azo ihodivirana ny fanomezana lanja fokonolona
« Olana fototra iray mavesa-danja hatramin’izay ny fanaovana tsinotsinona ny fokonolona », hoy ireo Ray aman-dreny nanatrika ny fikaonandoha momba ny fiainam-pirenena, ny tantarany sy ny zava-misy ankehitriny, natao teto Antananarivo, ny 29 oktobra 2025. Continuer la lecture
FAMOAHANA GADRA « TSY POLITIKA »: Manaitra ny Filoham-panjakana sy ny fitsarana ny mpanao gazety mikirakira ny tontolo iainana mba handray fepetra
Nanao antso fanairana ny Filoham-panjakana, indrindra ny fitsarana ny fikambanan’ny mpanao gazety mikirakira ny tontolo iainana eto Madagasikara (Associations des Journalistes Environnementaux na AJE) manoloana ny famoahana gadra politika. Continuer la lecture
TAFO MIHAAVO – FANONGA FOKONOLONA: Manentana ny andrimasom-pokonolona sy ny manampahefana hanaramaso ny harem-pirenena sy ny fananana iombonana
« Raha mandinika tsara ianareo rehefa misy krizy dia mirongatra be ny fanondranana antsokosoko ny harem-pirenena. Continuer la lecture





















