Mampiranty ny kanto maneho ny kolontsaina, ny tantaran’i Madagasikara ny mozea Quai Branly – Jacques Chirac ao Paris. Continuer la lecture
Catégorie Socio-eco
Marika IKOLO: Sady miaro ny tontolo iainana no mikolo ny endrika amam-bika
Mba hisorohana ny homamiadana na izay mety ho fiantraikany ratsy amin’ny fampiasana vokatra misy akora simika dia efa mirona any amin’ny fividianana vokatra natoraly ampiasaina amin’ny fikoloana ny vatana, ny tarehy sy ny volo ny 30 % ny olona. Continuer la lecture
ACM: Omena alalana hisidina ireo angidim-by rehefa mahafeno fepetra
Na tonga eto Madagasikara aza ireo angidim-by nafarana avy any Afrika Atsimo hampiasaina amin’ny propagandy dia tsy mbola afaka misidina raha toa ka tsy mbola manome alalana ny eo anivon’ny “Aviation Civile de Madagascar” (ACM). Continuer la lecture
LALÀNA MIFEHY NY RAFI-PITSARANA: Ho asiam-panovàna
Lalàna roa mifehy ny fitsarana misahana ny ady atao amin’ny fanjakana eto Madagasikara no dinihina mandritra ny dimy andro eny amin’ny Motel Anosy. Continuer la lecture
FANITARANA NY SERANAN-TSAMBON’I TOAMASINA : Nanazava ny ahiahin’ny mponina ny SPAT
Famatsiam-bola goavana indrindra hatramin’izay nahazoan’i Madagasikara fahaleovantena ny vola hanatanterahana ny tetikasa fanitarana ny seranan-tsambon’i Toamasina. Continuer la lecture
« PERMIS BIOMETRIQUE »: Lainga ny fanambarana nataon’ny tomponandraikim-panjakana
Nitondra ady hevitra lehibe teto amin’ny firenena ity atao hoe « Permis Biometrique » ity fa hoe « hosoka ». Continuer la lecture
CNAM : Fampianarana arak’asa
Miasa avokoa ny mpianatra nahavita fianarana ao amin’ny CNAM. « Tsy mitovy amin’ny oniversite tsotra ny CNAM fa fampianarana mitondra ny mpianatra hahazo asa avy hatrany rehefa vita izany », hoy ny tale rejionalin’ny CNAM, Jocelyn Rasoanaivo. Continuer la lecture
FIGN : « Arakaraka ny zava-misy ny fampiofanana omena ny zandary »
Feno 50 taona ny hery vonjy taitra ny zandarimariam-pirenena (FIGN). Nankalazaina tamin’ny fomba ofisialy izany ny zoma 28 septambra 2018 teny amin’ny toby ny FIGN Fort Duchesne. Continuer la lecture
ASAN-DAHALO: “ Ao anatin’ny herinandro misy mpitandro filaminana midoboka am-ponja”
Tanjona amin’ity taona 2018 ity ny fandriam-pahalemana ifotony mipaka amin’ny vahoaka. Nisafidy ny hihaona amin’ny mpanao gazety isaky ny telo volana ny eo anivon’ny sekreteriam-panjakana miadidy ny zandarimariam-pirenena mba hampahafantatra amin’ny vahoaka ny asa vitan’ity ratsa-mangaika mitandro ny fandriampahalemana ity. Continuer la lecture
GRANDE BRADERIE DE MADAGASCAR: Manolotra zava-baovao ho an’ny mpitsidika
Sehatra iray ahafahana mivarotra entana haingana sy mampiodina ny vola ampiasaina ny hetsika ara-barotra. Natao hampivondronana ireo mpivarotra entana isan-karazany, orinasa madinika sy salantsalany ary vaventy mba hanatonana akaiky ny mpanjifa ihany koa. Continuer la lecture





















