Ombay mitady fa nanjavona ilay Malagasy iray nitsabo tena tany Morisy. Niala tao amin’ny Hopitaly « la Fortis Clinique Darné » ao Morisy i Claudine RAZAIMAMONJY. Efa nanao « décharge » izy ka tsy hita intsony ny nalehany ny tolak’andro teo. Fanontaniana mipetraka, lasa aiza izy ? Sanatria ve tahaka ireny vehivavy mitady asa any amin’ny firenena Arabo ireny ka mivily lalana rehefa tonga ao Maorisy ?. Ny mahagaga amin’ity raharaha ity, tsy ahitan-teny ny mpitondra Malagasy.
Nirina R.