Socio-eco

LEHIBEN’NY FARITRA ANALAMANGA : Tsy ny mpampihorohoro no am-pihemotra tsy hanao fety.


Efa mandray ny andraikiny ny fanjakana amin’ny fanamafisana ny filaminana rahampitso Alatsinainy 26 jona 2017 amin’ny fankalazana ny niverenan’ny fahaleovan-tenan’i Madagasikara. « Tsy ny mpampihorohoro no am-pihemotra antsika tsy hanao fety rahampitso », hoy ny lehiben’ny faritra Analamanga, RAKOTONANAHARY Ndratonomena. Miara-miasa amin’ny mpitandro filaminana kosa raha mahita zavatra mampiahiahy. Ireo manana fikasana ratsy ireo kosa ataontsika izay ahazona azy miaraka amin’ny mpitandro filaminana, hoy hatrany izy. Noho izany manentana ny vahoaka Malagasy hanao fety izy rahampitso.
Nirina R.

HORONAN-TSARY


Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *