Toy ny mahazatra dia ho avy ny hetsika manaraka antsa tononkalo nampitondraina ny anarana »Laika II » izay ho tanterahana ny 05 jona 2019 amin’ny 2 ora etsy amin’ny »Ivokolo Analakely » CEMDLAC.
Auteur Ralantopix
Mampionona (Mister Teen Beauty Fashion) Mbola tsy mpilatro akory aho dia efa nikotra
Ramaroson Hery Mampionona no anarany. Teraka ny 30 may 1991 tao Antsiranana izy ary mipetraka eny Ambohidratrimo. 1,78 metatra ny halavany. Milanja 70 kilao izy. Mpilatro ao amin’ny « Women & Men agency » izy ary Taona fahadimy amin’ny « commerce et marketing internationnal » amina oniveriste tsy mianakina iray. Continuer la lecture
Boky OAY Ô ! Feno herintaona sahady
Martsa 2018 sy martsa 2019, feno herintaona sahady ny boky OAY Ô !. Vokatra malagasy natao ho an’ny daholobe izy io. Miezaka ny hametraka tantara amin’izay toerana lalovany izy ary afaka mipetraka tsara eo amin’ny seha-pifaninanana boky eto amin’ny firenena.
Portrait : Katinah (Miss Teen Beauty Fashion 2018) : Tia manampy olona amin’izay kely ety amiko aho
I SEDRARIMALALA Tinah Fanantenana dia Miss Teen Beauty Fashion andiany voalohany izay notontosaina tamin’ny faraparan’ny taona 2018. Ny halavany dia 1,66 metatra raha 49 kilao kosa ny lanjany. Mbola mpianatra izy ary Taona fahaefatra (Marketing et commercialisation). Ny nahatonga azy hilomano tao anatin’ilay filatrona sy ny lamody dia efa faniriny hatramin’ny fahazazany ny ho lasa mpilatro matianina. Continuer la lecture





