Ivon-toerana manome fiofanana mandritra ny fotoana maharitra ho an’ireo vehivavy tsy manana diplaoma sy tsy an’asa ny « Maison digitale pour les femmes ». Continuer la lecture
Auteur R Nirina
FARITRA SAVA : Nihaino ny hetahetan’ny mpandraharaha ara-toekarena fa indrindra amin’ny sehatrin’ny lavanila ny Orange Madagascar
Nitsidika ny faritra SAVA ny delagasionan’ny Orange Madagascar, notarihan’ny Tale jeneraliny , Frédéric Debord ny 31 martsa 2023. Continuer la lecture
eSIM: Teknolojia mikolo ny tontolo iainana
Namoraina kokoa ny fampiasana ny tolotra Airtel. Nampahafantarina tamin’ny fomba ofisialy ny 27 martsa 2023 teny Ivandry fa afaka mampiasa ny tambazotra Airtel ny mpanjifa na tsy manana karatra SIM hita maso aza. Continuer la lecture
AMBATOVY : Naverina tany anaty tontolo voajanahary ireo sahona Mantella aurantiaca
Sahona izay tsy hita raha tsy eto Madagasikara. Miisa 1 800 mahery ireo Mantella aurantiaca no naverina teny amin’ny tontolo voajanahary nandritra ny taona 2022. Continuer la lecture
FIM 2023: Mamporisika ny orinasa ho tomponandraikitra amin’ny fiarovana sy fikoloana ny tontolo iainana
Fampiroboroboana ny toekarena maitso. Ho laharam-pamehana mandritra ny « Foire Internationale de Madagascar » na FIM 2023 ny fanentanana ny orinasa ho tomponandraikitra miaro sy mikolokolo ny tontolo iainana. Continuer la lecture
THE VOICE AFRICA: Afaka jeren’ny daholobe manomboka ny 26 martsa 2023
Nanao fanambarana ny Airtel Africa fa hanomboka ny 26 martsa 2023 ny fandaharana andrasan’ny maro: « The Voice Africa ». Continuer la lecture
PRIX ORANGE DU LIVRE EN AFRIQUE 2023: Ao anatin’ireo boky 5 tafiakatra amin’ny dingan’ny famaranana ny asa soratr’i Rakotoson Michèle
Manana solontena i Madagasikara amin’ny dingan’ny famaranana amin’ny « Prix Orange du Livre en Afrique 2023 ». Continuer la lecture
HENRI RATSIMBAZAFY: Ny 2 aprily 2023 ao amin’ny CCESCA Antanimena ny seho goavana hanamarihana ny faha-90 taonany
Feno 90 taona ny mpanakanto Henri RATSIMBAZAFY. Continuer la lecture
RAVINALA AIRPORTS: La société Aeropub selectionnée pour la gestion des espaces publicitaires des aéroports internationaux d’Antananarivo et Nosy Be
La société Aeropub a été sélectionnée suite à un appel d’offre international, pour gérer et innover les emplacements publicitaires sur l’ensemble du périmètre des aéroports internationaux d’Antananarivo et de Nosy Be. Continuer la lecture
AJE : Tokony mipaka any ifotony ny ampahany betsaka amin’ny famatsiambola amin’ny fiarovana ny tontolo iainana
Miankina amin’ny tontolo iainana avokoa ny zava-drehetra na ny fiainana any ambanivohitra na tanan-dehibe, ny fampandrosoana, ny fampandehan-draharaha eo anivon’ny firenena. Continuer la lecture











