Auteur R Nirina


INTERVIEW Georges Brichler


Georges Brichler, une grande figure humanitaire connue dans la capitale malgache, visite fréquemment le pays. Son dernier passage date de mai 2017 pour fêter ses 78 printemps avec ses protégés du Foyer du Cœur. Il reviendra en décembre pour honorer de sa présence l’inauguration du nouveau bâtiment d’Ambatolampy Tsimahafotsy, ainsi que les 11 années d’existence de Foyer du Cœur. Ce Lorrain Alsacien (au gabarit rainboot) vivant dans le Midi, au Sud de la France, a accordé une interview exclusive à Délire Madagascar. Continuer la lecture


VTSR: “Tsy marin-toerana ny fitondrana ankehitriny”.


Resy  lahatra ny VTSR  izany ivondronan’ny mpanao politika manohana sy manohitra ny fitondrana ary ny afovoany fa ahitana kolikoly avokoa  ny ratsa-mangaikam-panjakana  rehetra ka izany no mahatonga ny fitondram-panjakana tsy marin-toerana.   Noho izany, mila  esorina avokoa ireo manao ny tsy mety.  Ny fanadiovana ny fitantanana ho fitondrana tsara tantana  no tanjona eto. Continuer la lecture


CNTEMAD: Manakaiky ny mpianatra any Birckaville sy ny manodidina.


Tsy tana-dehibe ihany no tokony ahitana ivon-toeram-pampianarana ambaratonga. Raha ny tokony ho izy aza dia tokony  ho feno oniversite avokoa fa indrindra miankina amin’ny fanjakana ny distrika rehetra mandrakotra an’i Madagasikara.  Amin’izay  fotoana izany, tsy voatery mandeha an-kilometatra maro sy mandany vola be  ny mpianatra iray raha mbola te hanohy ny fianarany amin’ny ambaratonga ambony. Continuer la lecture


“FOTOAM-PITSARANA MANETRIKETRIKA” : Nankatoa Mpahay telo lahy vaovao ny Fitsarana Ambony


“Fotoam-pitsarana manetriketrika” (araka ny filazan’ny Filohan’ny Fitsarana Ambony) natao tetsy amin’ny Tribonaly Anosy ny zoma 31 marsa 2017 tolakandro, no nanatanterahan’ny Mpahay ankatoavina (Experts agréés) telo mirahalahy ny fianianana handraisana azy ireo, araka ny Lalàna, ho isan’ny mpikambana feno ao amin’ny CAREA (Compagnie des Arbitres Rapporteurs et Experts Agréés près les Cours et Tribunaux de Madagascar). Continuer la lecture


VISION MADAGASCAR: Nanotrona ny fahatsiarovana faha-70 taon’ny 29 martsa 1947 tany Moramanga.


Niara-nanotrona ny fotoam-dehibe ho fahatsiarovana faha-70 taon’ny tolona nataon’ireo mahery fo tany Moramanga ny mpiasa rehetra ao amin’ny orinasa VIMA Woods. Ity farany izay orinasa Malagasy tokana mitrandraka ny ala any Moramanga, manaraka ny fenitra FSCTM. Noho ny fahatsapana fa zava-dehibe tokoa ny tantara nitranga tamin’izany fotoana izany ary hisy hiatrehana ny ho avy dia anisany nametraka fehezam-boninkazo niaraka tamin’ny Filoham-pirenena Hery RAJAONARIMAMPIANINA ihany koa ny ekipan’ny Vision Madagascar (VIMA). Continuer la lecture