Tovolahy mpiasa an-trano iray nahazo iray hetsy Ariary. Saro-pady ny asa an-trano satria mampiditra olon-kafa any an-tranon’olona. Ho an’ny “agence Ambinintsoa”, mametraka fitokisana amin’ireo olona mitady asa an-trano ao aminy izy. Continuer la lecture
Auteur R Nirina
FIKAMBANANA 2 MT: Nitsinjo ireo sahirana.
Nanana vatsy niatrehana ny fetin’ny taombaovao ny mpikambana ao amin’ny “2MT” na “miara-mandroso no tanjona”. Nizara kojakoja ilaina amin’ny fiainana andavanandro (PPN) tena manahirana ny mponina ao Soavina ny fikambanana ny 30 desambra 2017. Continuer la lecture
KAOMININA SOAVINA ATSIMONDRANO: Nanokana teti-bola hampifaliana ireo sahirana.
Mponina sahirana 200 ao amin’ny kaominina Soavina, distrika Atsimondrano nahazo vatsy iatrehana ny fetin’ny taom-baovao. Nomen’ny Ben’ny Tanana sy ny ekipany vary telo kilao, “pâte nouille”, mofo dipaina, “biscuit”, savony… Continuer la lecture
VIMA : Nandravaka ny Lapan’ny Tanana ny « sapin » avy any Analamanja
Amin’izao vanim-potoanan’ny fetin’ny Noely izao, fomba fanaon’ny ViMa Woods, sehatra iray ao amin’ny orinasa « Vision Madagascar » na ViMa ny manolotra hazo noely ho an’ny kaominina an’Antananarivo Renivohitra (CUA). Continuer la lecture
FONDATION ORANGE : Renim-pianakaviana sembana nahazo 4000 euros.
Nandrombaka ny « Coup de Cœur ô Féminin 2017 » Rasoa. Vehivavy 15 mipetraka any Frantsa, Cameroun, Côte d’Ivoire sy avy eto Madagasikara samy nahazo « bourse » ka anisany voafidy tamin’izany Rasoa, renim-pianakaviana miaina ao anatin’ny fahasembanana, mipetraka any Antsohihy. Fanampiana ara-bola mitentina 4000 Euros no azony. Continuer la lecture
GEM : Manatsara ny toekarena ny fihainoana feon’ny mpandraharaha.
Ivon’ny fiakaran’ny vidim-piainana eto Madagasikara ny vidim-bary sy ny angovo. Nisy ny fihaonan’ireo mpandraharaha mpikambana ao amin’ny vondron’ny orinasa eto Madagasikara (GEM) ny 19 desambra 2017, teny Antaninarenina. Continuer la lecture
ASSOCIATION DEVOIR ET CITOYEN « Tsy mampandroso firenena ny orinasa afaka haba »
Mitaona ny olona ho tomponandraikitra ny « Association devoir et Citoyen » ADC. Tsy hiandry ny fitondram-panjakana na ny mpanao politika vao afaka mandray andraikitra ny olom-pirenena tsirairay avy. Continuer la lecture
GRANDE BRADERIE DE MADAGASCAR: Tolotra maro samihafa natokana ho an’ny fety.
Trano heva 380 mivarotra ireo karazana entana ilaina amin’izao an-katoky ny fetin’ny Noely sy ny faran’ny taona izao eny amin’ny Lapan’ny Kolontsaina sy ny Fanatanjahatena Mahamasina. “Mitsinjara sehatra 40 ireo trano heva ireo. Continuer la lecture
KAOMININA IVATO: Niditra tamin’ny kitapom-bola ny 70 % ny teti-bola 2017.
800.000 Ariary ka hatramin’ny 1.500.000 Ariary isan’andro ny vola miditra ao amin’ny kitapom-bolan’ny kaominina Ivato. Ankoatra ny fampandehanan-draharaha an’ny kaominina amin’ny ankapobeny toy ny fandoavana ny karaman’ny mpiasa, fividianana fitaovana ilaina eny amin’ny biraon’ny kaominina, miverina amin’ny vahoaka ny vola naloany. Continuer la lecture
TIM IVATO: “Hisintona ny olona avy any ivelany”.
Tonga nanotrona ny fitsangatsanganan’ny mpikambana ao amin’ny antoko Tiako i Madagasikara (TIM) eny amin’ny kaominina Ivato ny Filoha teo aloha Marc RAVALOMANANA. Hentitra ny teniny nandritra ny kabary nataony. Continuer la lecture











