Nanamarina ireo antontan-taratasy iatrehana ny fanadinana ahazoan’i Madagasikara ny fanamarinana fahafongoran’ny aretina lefakozatra ny delegasiona avy amin’ny vaomiera misahana ny fanomezana izany ho an’ny faritra Afrika (CRCA). Continuer la lecture
Auteur R Nirina
TENNIS MALAGASY : Misongadina amin’ny latsaky ny 14 taona.
Tompondakan’i Afrika Austral ny ekipa Malagasy vehivavy latsaky ny 12 taona ( U12 ) eo amin’ny taranja tennis. Natao tany Bulawayo , Zimbabwe ity fifaninana ity ny volana Martsa lasa teo. Continuer la lecture
Famatsiam-bola avy amin’ny AFD: Tetikasa roa indray nosoniavina
Ho fitohizan’ny fiarahamiasan’ny fanjakana Malagasy sy ny Agence Française de Développement (AFD), tetikasa roa no natao sonia ny 02 mey 2018. Continuer la lecture
Paolo sy Ralita: Tsy nanao ratsy teto amin’ny firenena
Nianiana tamin’ny baiboly ny administrateur civil Paolo Raholonarivo sy ny filohan’ny fikambanana mpiaro ny zon’ny mpanjifa (RNDC), Lita Rabetsara fa tsy nahazo vola be tany amin’ny mpanolontsaina manokana ny filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina, Mbola Rajaonah izany. Continuer la lecture
4 G ORANGE: Hanatsara ny toe-karena ao Toliara sy Ihosy
Nitohy tany Toliara sy Ihosy ny fanapariahana ny “réseau 4 G” an’ny Orange. Mampiodina ny sehatra ara-toekarena ao amin’ireo toerana ireo ny indostria, ny fiompiana, ny fambolena, fizahan-tany. Hanatsara ny kalitaon’ny asan’ny mpandraharaha any an-toerana ny fahatongavan’ny 4 G an’ny Orange. Continuer la lecture
Fikambanana Capricornus : Nanolo-tanana ireo voaaro tamin’ny fanolanana
Sambany ny sampandraharaha Vonjy, mandray an-tanana ireo ankizy sy tanora niharan’ny herisetra ara-nofo no nahazo fanampiana avy any amin’ny fikambanana mpanao asa sosialy. Continuer la lecture
KOHEN RIVOLALA : Miova ao anatin’ny enim-bolana i Madagasikara
« Teknika ara-panahy no ahafahana hanovàna an’i Madagasikara fa tsy politika ambony latabatra izay misy hatramin’izay ». Continuer la lecture
Fikambanan’ny Ben’ny tanàna Analamanga : Matahotra miteny kanefa be hataka
Tapaka tamin’ny fivorian’ny fikambanan’ny ben’ny tanàna, faritra Analamanga fa raha te haneho hevitra momba ny raharaham-pirenena ny ben’ny tanàna dia tokony amin’ny anarany manokana na ny kaominina tantanany fa tsy amin’ny alalan’ny fikambanana. Continuer la lecture
Parlemantera teo aloha: “Aleo ny FFKM no hanelanelana”
Tsy mankasitraka ny fanelanelana ataon’ny vondrona Afrikanina momba ny raharaham-pirenena ankehitriny ny firaisan-kinan’ny parlemantera teo aloha (SAP). Continuer la lecture
FIFANINANANA TETIKASA: Nahazo tohana ara-bola ireo nandresy
Nambara tamin’ny fomba ofisialy omaly 24 aprily 2018 ireo mpandresy tamin’ny fifaninana tetikasa Newcopark 2018. Continuer la lecture











