Natolotra tamin’ny fomba ofisialy ny 14 aogositra 2023 tao Antalaha ireo foto-drafitr’asa namboarina sy nohavaozina tao amin’ny village Orange Ambodarifia et le village des Lépreux Mahevadoany. Continuer la lecture
Catégorie Actus
60MN CHRONO: Fifaninanana karting atao etsy amin’ny Havoana Land Imerikasinina
Ho famaranana ny fotoam-pialantsasatra sy noho ny fangatahan’ny besinimaro dia mikararaka fifaninanana ho an’ny taranja « karting » ny Havoana Land. Continuer la lecture
ANTOKO POLITIKA FIHAVANANTSIKA : Nanolotra kandidà mino an’Andriamanitra sy mendrika ny hitondra firenena
Fotoana hiverenana amin’Andriamanitra izao. Vonona ny filohan’ny fikambanana « An’i Kristy », Lalaina Harilanto RATSIRAHONANA hanarina ny firenena izay ao anatin’ny fahasahiranana sy fahantrana lalina vokatry ny krizy ara-tsosialy nifanesy nandritra ny 63 taona. Continuer la lecture
TEKFUTURA : Des référentiels conçus pour former les jeunes de la région d’Anosy à des métiers techniques spécifiques
 Une avancée majeure pour la formation à Madagascar. C’est au CCI de Fort Dauphin, le 10 Août 2023 qu’a eu lieu la cérémonie officielle de restitution des référentiels de 9 métiers techniques par TEKFUTURA à QMM Rio Tinto. Continuer la lecture
MPANDRAHARAHA SY MPONINA AO MANAKARA : Mitondra fampandrosoana ho an’ny fandraharahana sy ny manamora ny serasera ny Wifiber
Asa goavana no natao tao anatin’ny volana vitsivitsy ho fanatsarana ny kalitaon’ny tambazotra Orange. Continuer la lecture
RAVINALA AIRPORTS: Mamatsy vola ireo fikambanana miasa amin’ireo kaominina manodidina seranampiaramanidina Antananarivo Ivato
 Tetikasa mipaka mivantana amin’ny fiarahamonina. Niantso ireo fikambanana ao amin’ireo kaominina efatra (04) manodidina ny seranampiaramanidina Antananarivo (Ivato, Talatamaty, Anosiala, Ambatolampy Tsimahafotsy) manana tetikasa ara-tsosialy ny Ravinala Airports. Continuer la lecture
MOTOCROSS OF AFRICAN NATIONS (MXOAN): Airtel Money apporte son soutien à la délégation malgache
Aider les jeunes à vivre pleinement leur rêve. Huit (08) pilotes talentueux de 10 à 18 ans défendront les couleurs de Madagascar au Motocross of African Nations (MXoAN). Continuer la lecture
FIER MADA ANDIANY FAHA-24 : Sehatra goavana ho an’ny vokatry ny tantsaha
Mandoha hetra avokoa ireo mpandray anjara. Continuer la lecture
SENDIKAN’NY MPAMPIASA SY MPIASA MPANDOA LATSAKEMBOKA:Tsy mitombona ny fitokonan’ireo mpiasan’ny CNAPS
Mitaky ny fisokafan’ny biraon’ny CNAPS Â tsy misy fepetra ny sendikan’ny mpampiasa sy mpiasa mpandoa latsakemboka. Continuer la lecture
TANORA SY VEHIVAVY : Miompana amin’ny tontolon’ny nomerika, fahasalamana sy ady amin’ny herisetra ny fiarahamiasa eo amin’ny Orange sy UNFPA
Fanairana ny sehatra tsy miankina. « Vehivavy sy zazavavy mahaleo tena amin’ny alalan’ny fikirakirana ny nomerika » no lohahevitra nampitondraina ny andro iraisampirenena ho an’ny vehivavy afrikanina (JIFA) 2023. Continuer la lecture





















