Miteraka famoronana asa ho an’ny mponina manodidina ny fisian’ny orinasa mpitrandraka ao amin’ny faritra iray. Continuer la lecture
Archives mensuelles septembre 2019
SOAMANDRAKIZAY : Toromarika ny andron’ny anaovana ny Lamesa
Ho fanomanana ny fandraisana ny Papa Fransoà ho tonga eto Madagasikara dia misy ny toromarika avy amin’ny mpitandro filaminana, nampitaina tamin’ireo VOLONTAIRES ary niangaviana mba hampitaina amin’ny Kristianina manontolo hiatrika ny Lamesa eny Soamandrakizay ny Alahady 07 Septambra 2019. Continuer la lecture
AMBATOVY MORAMANGA : Faritra avy nitrandrahana, manomboka sahady ny fanarenana ny ala
Averina toy ny teo aloha. Io no fanambin’ny orinasa Ambatovy mitrandraka ao Moramanga. Continuer la lecture
BAOLINA KITRA MALAGASY : Hikarakara fikaonan-doham-pirenena ny filoha vaovan’ny FMF
Ilaina ny hevitry ny rehetra mba hampandrosoana ny baolina kitra malagasy. Nanambara ny filohan’ny federasiona Malagasy ny baolina kitra (FMF) vaovao, Arizaka Rabekoto Raoul Romain fa hisy ny fikaonan-doham-pirenena hanatsarana ny tontolon’ny baolina kitra malagasy. Continuer la lecture
FANDAHARAM-POTOANAN’NY FITSIDIHAN’NY PAPA FRANSOA
Zomà 6 septambra 2019 IVATO ANTANANARIVO
16h30 : Lanonana fandraisana sy fiarahabana ao amin’ny seranam-piaramanidin’Antananarivo (tonga avy atsy Mozambika)
Mihazo ny Nonciature eny Ivandry, mandeha Papamobile
—————————————————————————————————————————
Sabotsy 7 septambra 2019 ANTANANARIVO
9h30 : Fitsidihana ny filoham-pirenena ao amin’ny lapan’Iavoloha – fihaonana amin’ny filoha sy ny vady aman-janany
10h15 : Fihaonana amin’ny mpitondra fanjakana sy ny fiarahamonim-pirenena ary ny diplomaty ao amin’ny Ceremony Building1
11h15 : Ny atoandro ao amin’ny Karmela Ampasinimalo – fihaonana fiaraha-mivavaka (office du milieu du jour) amin’ireo relijiozy mpitoka-monina
Sakafo atoandro ao amin’ny Nonciature
16h00 : Fihaonana amin’ny eveka ao amin’ny Katedraly Andohalo
Fifandraisan-tanana amin’ireo filoham-piangonana ao amin’ny FFKM
17h10 : Fitsidihana ny lasapela misy ny fasan’ny Olts Victoire Rasoamanarivo
18h00 : Fiaretan-tory miaraka amin’ny tanora eny Soamandrakizay – Haharitra adiny iray izy no ao. Hisy ny fanankinana ny tanora amin’ny fahasoavan’i Masina Maria.
—————————————————————————————————————————
Alahady 8 septambra 2019 ANTANANARIVO
10h00 : Lamesa eny Soamandrakizay, arahan’ny Anjelisy
Sakafo atoandro miaraka amin’ireo mpanara-dia azy ao amin’ny Nonciature
15h10 : Fitsidihana ny eny amin’ny Akamasoa – Fihaonana amin’ny tompon’andraikitra sy ny fianakaviana, ny tanora sy ny ankizy ao an-toerana
Fifandraisan-tanana amin’ireo filohan’ny antokom-pivavahana Silamo 3
16h00 : Vavaka ho an’ireo mpiasa (mpamaky vato sns ary ny mpiasa manerana izao tontolo izao) eny Mahatazana
17h10 : Fihaonana amin’ny pretra, ny relijiozy, ny anaty fiainana voatokana, ny seminarista ao amin’ny Kolejy Saint Michel – Amparibe.
Fihaonana manokana amin’ireo zezoita eto Madagasikara
————————————————————————————————————————–
Alatsinainy 9 septambra 2019 ANTANANARIVO-PORT LOUIS-ANTANANARIVO
7h30 : Fiaingan’ny fiaramanidina ho any Port Louis, Nosy Maorisy
20h : Fahatongavana eo amin’ny seranam-piaramanidina ao Antananarivo
————————————————————————————————————————–
Talata 10 septambra 2019 ANTANANARIVO-ROME
9h00 : Lanonana fanaovam-beloma
TAOMBAOVAO IRAISAN’NY MALAGASY: Daty raikitra ny 22 septambra
“Hanova zavatra maro eto amin’ny tantaram-pirenena ny fankatoavantsika vahoaka Malagasy rehetra io vanim-potoana iraisana io satria hamerina indray ny firaisankinam-pirenena izay hanamora ny fampihavanana sy ny fampandrosoana”, hoy ny MAMAFI (Malagasy Mampiray Firenena), komity mpikarakara ny taombaovao malagasy na KMTM. Continuer la lecture