« Hatomboka amin’ny volana janoary ny tsenan’ny kaominina Ivato ». Nohamafisin’ny Praiministra nandritra ny fiarahana misakafo maraina mpanao gazety ny 28 desambra 2017, teny DLC Anosy, hatao manara-penitra io tsena io.
Mifanaraka amin’ny fanamby ny kaominina Ivato rahateo ny fananganana foto-drafitr’asa mifanaraka amin’ny filan’ny mponina.
Lynda A.