Fanampiana ny tanora eo amin’ny sehatry ny asa. Nanomboka androany 22 novambra 2019 ary hifarana rahampitso 23 novambra 2019 eny amin’ny Infinithé Ivandry ny hetsika natokana ho an’ny asa, karakarain’ny Nid Design miaraka amin’ny DCTP (Plateforme pour le Développement des Compétences Techniques et Professionnelles). Continuer la lecture