Miainga amin’ny telo maraina ao amin’ny kaominina Ivato i dadabe André Ratovonoa ho an’ Ambohidratrimo isaky ny fotoam-pandraisana fisotroan-dronono. Continuer la lecture
Catégorie Socio-eco
TONGAHASINA NJARINAMEHO SIDONIE: “Hiafara amin’ny rà mandriaka ny fifidianana”
“Aleo hahemotra ny fifidianana”, hoy i Tongahasina Njarinameho Sidonie na Ninie. Raha heverina fa hitondra fitoniana ho an’i Madagasikara ny firosoana amin’ny fifidianana filohampirenena dia mifanohitra amin’izany no hitranga. Continuer la lecture
Nosy Maorisy : « Protocole » afrikana momba ny fahasembanana
Firenena afrikana maro avy amin’ny SADC sy ny faritra atsinanan’i Afrika no nikaon-doha nanomboka ny 26 hatramin’ny 30 aogositra 2018 tao amin’ny Gold Crest Hotel ao Quatre Bornes nosy Maorisy. Continuer la lecture
“PROTOCOLE” AFRIKANA: Zon’ny olona manana fahasembanana
Nisokatra teto Quatre Bornes Nosy Maurice ny atrikasa nokarakarain’ny ny ARADI na Alliance for Rights Africa towards Disability Inclusion nokarakarain’ny ADA na Africa Disability Alliance eo anivon’i Afrika sy EDYCS na Education Disability Youth Consulting System eto Maurice, ary novatsian’ny CBM Cristoffel Blinden Mission sy ny Union Européenne. Continuer la lecture
Tetikasa Prosperer: Mifanindran-dalana amin’ny vina fisandratana 2030
Feno folo taona no niasan’ny fandaharan’asa Prosperer tao amin’ny faritra Sofia. Nisongadina tao anatin’izay 10 taona izay ny fahazoan’ireo orinasa madinika sy salantsalany eny ambanivohitra miisa 83.000. Continuer la lecture
« Ankolagny » : Tosika manatsara ny velon-tena
Nosafidian’ny fandaharan’asa Prosperer Sofia ny distrikan’i Befandriana Avaratra nanatanterahana ny foara Ankolagny andiany faha-enina. Continuer la lecture
Festival Diniky : Hanetsiketsehana ny hery velona rehetra
Miditra amin’ny andiany faharoa ny « festival Diniky » . Ao amin’ny kaominina ambonivohitr’i Befandriana Avaratra, faritra Sofia no hanatanterahana ity hetsika karakarain’ny ACPE (Association pour la coutume et la protection environnementale) ity. Continuer la lecture
Kaominina Bongatsara : Afa-pahasahiranana ireo mponina
Isan’ny fanamby napetraky ny Prezidan’ny Repoblika Hery Rajaonarimampianina ny fametrahana toeram-pitsaboana isaky ny distrika manerana ny Nosy. Continuer la lecture
Kaominina Befandriana Avaratra: Miandrandra fisandratana
Lalana 76 km monja no mampitohy an’i Antsohihy sy Befandriana avaratra kanefa ora telo vao vita. Tamin’ny andron’ny filoha Philbert Tsiranana anefa ora iray latsaka dia efa tonga noho ny hatsaran’ny lalana izay vita tara,hoy ny ben’ny tanana lefitra, Ramaroson Bemandeha Chaussin Zwisler. Continuer la lecture
Kaominina Antsahafilo: Nanao kamban-telo
15 taona taty aoriana vao nahazo foto-drafitrasa indray ny kaominina Antsahafilo distrikan’ny Ambohidratrimo. Noho ny fiaraha-miasan’ny fitondram-panjakana sy ny mpamatsy vola, foto-drafitrasa telo , toy ny efitrano iray an’ny CEG mahazaka mpianatra 30 eo ho eo, Birao ifoton’ny fananantany (BIF) ary ny biraon’ny kaominina nasiam-panavaozana no notokanana omaly 21 Aogositra 2018. Continuer la lecture





















