Actus

Ravalomanana Lalao: Nanamboatra ekipa « vaovao »


Manoloana ny tsy fisian’ny fiaraha miasa matotra eo amin’ny fitondrana foibe mpanatanteraka sy ny tanàna Antananarivo dia nisy fanovana eo amin’ireo mpiara miasa  akaiky amin-dRamatoa ben’ny tanàna Lalao Ravalomanana.

Olona napetraka handray andraikitra avy hatrany izany ireo notendrena ireo, araka ny fanazavany omaly, hamaha ny olana sy hamaly ny hetaheta’ny mponina eto an-dRenivohitra.

1er Adjoint au maire Gabriel Harrison, 2ème adjoint Julien Andriamorasata, 3ème Adjoint Patrick Ramiaramanana ary sekretera jeneraly Heriniaina Razafimahefa.


Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *