Fanenjehana diso toerana. Notanterahina androany 24 janoary 2020 teny Anosy ny fihaonambe nasionalin’ny antoko AVI (Asa Vita no Ifampitsarana). Continuer la lecture
Catégorie politique
KAOMININA IVATO: Ho tohizana ny fanomezana “fahazoan-dalana manorina” faobe
Hijanona hatreo ny resaka politika fa asam-pampandrosoana ny kaominina no imasoana. Nandray ny asany amin’ny maha ben’ny tanàna azy indray Randrianarisoa Penjy taorian’ny fifamindran-draharaha teo aminy sy ny ben’ny tanana mpisolo toerana izay notanterahina ny 17 janoary 2020 teny amin’ny kaominina Ivato. Continuer la lecture
KANDIDA RANDRIAMASINORO TAHIRY NY RINA: Hanohy ny fitakiana ny marina eny amin’ny Magro Behoririka
Tombony ho an’ny fitondrana ny fivoahan’ny marina. Ho tohiny ny fitoriana nataon’ny kandida ho ben’ny tanàna an’Antananarivo Renivohitra, Randriamasinoro Tahiry Ny Rina teny amin’ny fitsarana misahana ny ady atao amin’ny fanjakana dia ho eny amin’ny Magro Behoririka indray ny tenany sy ireo mpiara-dia aminy miaraka amin’ireo vahoaka mandala ny fahamarinana no hanohy ny fitakiana ny marina. Continuer la lecture
ANTOKO MFM: “Namaky lay ny fanonganam-panjakana tamin’ny 2009 ny resaka Juan de Nova”
“ Firenena iaraha-manana, tsy ijerena arina an-tava”. Feno 47 taona ny 27 desambra 2019 ny fijoroan’ny antoko politika MFM (Mpitolona ho an’ny Fampandrosoana an’i Madagasikara). Continuer la lecture
BIRAOM-PIFIDIANANA CEG FALIARIVO AMPITATAFIKA: Bileta tokana ho an’ny ben’ny tanàna miisa 24 nahitana « rangotra stylo »
27 novambra 2019, fifidianana ho ben’ny tanàna sy mpanolontsain’ny tanàna. Toy ny fanao isaky ny fifidianana dia manao fitsirihana biraom-pifidianana vitsivitsy ireo mpanara-maso iraisam-pirenena momba ny fifidianana izay tarihin’ny filohan’ny CENI (vaomiera mahaleo mikarakara ny fifidianana), Rakotomanana Hery. Continuer la lecture
SOLOMBAVAMBAHOAKA TIM : “ Zo avy aiza no ahafahana mampiditra anarana hafa ao anaty lisi-pifidianana? ”
“Misy tsy mitovy amin’ny lisi-pifidianana reniny ny eny amin’ny fokontany”. Nanao valandresaka tamin’ny mpanao gazety ny solombavambahoaka TIM (Tiako i Madagasikara) lany teto Antananarivo renivohitra androany 15 novambra 2019. Continuer la lecture
KONGRESY NASIONALIN’NY ANTOKO HVM: Nijoro ireo tapa-poroana sisa tsy may
Tsy ny anio ihany ny fiainam-pirenena. Nanamafy ny maha antoko velona azy ny HVM (Hery Vaovao an’i Madagasikara) na dia tsy henoheno aza taorian’ny fifidianana filohampirenena tamin’ny 2018. Continuer la lecture
KANDIDA ANDRIAMAHEFA PATRICK: Havadika ho fampandrosoana ny hetahetan’ny mponin’i Sabotsy Namehana
Tsy mampanantena poakaty, tsy mampanantena volana aman-kintana. Efa karazany mipasoka ny efa malama sisa no ataon’ny kandida ben’ny tanàna Andriamahefa Nirina Patrick mandritra ity fampielezan-kevitra ity. Continuer la lecture
KANDIDA RADO RAMPARAOELINA: Mbola vonona hanampy ireo mpiara-miombon’antoka
Fotoam-pivavahana no nanombohan’ny kandidà ho ben’ny tanàn’Ampitatafika Rado Ramparaoelina avy amin’ny antoko Tiako I Madagasikara (TIM ) ny fampielezan-keviny androany 05 Novambra 2019. Continuer la lecture
KANDIDA RANDRIANARISOA PENJY: Tsy takona afenina ny zava-bita tao amin’ny kaominina Ivato
Ho atao manezinezina ny fandresena. Taorian’ny fotoam-pivavahana nanombohana ny fampielezan-kevitra dia nanao diabe nitety ny tanàna ny kandida laharana faha-3 ao amin’ny kaominina Ivato sy ny mpanohana azy androany 5 novambra 2019. Continuer la lecture





















