Doka

« MOIS de L’AMOUR » : MITOHY NY PROMOTION CADEAU AO AMIN’NY BAOLAI.


Amin’ ny Vanimpotoana toy izao, dia maro ireo izay mihevitra an’ ity volana Febroary ity ho « mois de l’amour » araka ilay fomba fiteny malaza hoe ny « fitiavana no lehibe indrindra ».

Tsy diso anjara amin’ izany fankalazana izany ny Tranombarotra « Baolai » etsy Analakely, Soarano ary ao Bazar be Toamasina. « Maro isan-karazany ny entana lohalaharana amin ‘ ny kalitao ato aminay, izay azo ho hatao fanomezana tsara amin’ izao amin’ ny fetin ‘ ny « Saint – Valentin » hoavy izao.

Ary mbola mitohy hatrany ny « promotion-cadeau » amin’ ireo Smart Tv sy Télé Led « Jeyoo » sy « Hisense », misy manomboka 32″ hatramin’ ny 85  » (misy antoka 12 volana daholo), arakaraka ny fetran’ ny stock izay misy, hatramin 15 Febroary 2022 », hoy ny tompon’ andraikitra. 

Ankoatran’ izay, dia ao ihany koa no ahitana panneaux solaires mono sy polychristalline, laser tv samihafa misy hatramin’ ny 120″- Smart tv misy manomboka 32″ hatramin’ ny 85 « : misy antoka 1 taona daholo, subwoofers rechargeables, cuisinière à gaz sy électrique, amplificateur, machine à laver, réfrigérateur, table de mixage, climatiseur, … Ny atsipirany izany rehetra izany, dia azo fantarina ao amin’ ny site web sy pejy facebook baolai ary ao amin ny laharana finday 034 56 288 21 (ora fiasana). Dia ianoka tanteraka ampitiavana tokoa ny besinimaro amin’ ity volana febroary ity, miaraka amin’ ny entana « premier choix » izay ho hita ao amin’ ny Tranombarotra « Baolai ».


Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *