Faits-divers

FOKONTANY AMPANDRANA : Tafiditra hatrany an-trano ny rano maloto


Tatatra efa tsentsina tamin’ny herinandro, tsy mbola nisy ny fandraisana andraikitra. Biriky alahadahatra sisa no ahafahan’ny mpampiasa ny lalana mandeha. Miaritra ny fofona ateraky ny rano maloto miakatra ny mponina manodidina. Manaitra ny tomponandraikitra eo anivon’ny kaominina an’Antananarivo renivohitra noho izany ny mponina satria efa tafiditra hatrany an-trano ny rano maloto.

 


One comment on “FOKONTANY AMPANDRANA : Tafiditra hatrany an-trano ny rano maloto

  1. Pingback: FOKONTANY AMPANDRANA : Tafiditra hatrany an-trano ny rano maloto - ewa.mg

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *