Tsy mora ny asan’ny CENI na ilay vaomiera mahaleotena mikarakara ny fifidianana. Izany asa mafy izany (angamba) no handraisany karama be?
Filoha : 6 625 000 ariary, miampy fiara voavatsy lasantsy, trano fonenana, telephone sns…
Filoha lefitra : 5 950 000 ariary
Mpampaka-teny : 5 425 000 ariary
Ireo mpanolo-tsaina : 5.000.000 ariary