Face à la recrudescence des actes de vandalisme sur la Rocade D’Iarivo, l’Agence Routière mène une campagne de sensibilisation auprès des fokontany et communes touchées par le projet pour éduquer la population. Continuer la lecture
Auteur R Nirina
ORANGE SOLIDARITE MADAGASCAR : Ao Ambositra ny « maison digital » faha 36
Nahazo « maison digital » ireo vehivavy ao Ambositra. Voalohany ao amin’ny kaominin’Ambositra ary faha 36 manerana an’i Madagasikara ity « maison digital » ho an’ny vehivavy ao Ambositra ity. Continuer la lecture
FIFIDIANANA NY HOLAFITRY NY VADITANY SY NY MPANAO LAVANTY: Lany ho filoha ny maître Rakotonirina Herilalaina Alain
Vita ny zoma 27 Aogositra 2021 tany Antsirabe ny fifidianana ny filohan’ny holafitry ny vaditany sy ny mpanao lavanty eto Madagasikara (Ordres Huissier de Justice et commissaires-Priseur de Madagascar) sy ny birao mandrafitra azy. Continuer la lecture
VAKSINY COVID-19 : Efa misy olona 120 tsy atahorana hanao “forme grave”
Niroso tamin’ny fanaovanam-baksiny covid-19 andiany faharoa ny mpiasan’ny fitaleavam-paritry ny tontolo iainana sy lovainjafy (DREDD) Analamanga, ireo olona avy ao amin’ny fokontany Nanisana sy avy any amin’ny distrikan’Avarandrano ny 27 aogositra 2021 teny amin’ny biraon’ny DREDD Analamanga. Continuer la lecture
CNFM-EFOI: Nitondra zava-baovao ho an’ny vehivavy mpandraharaha sy ireo fikambanam-behivavy ny tetikasa IMPACT
Tao anatin’ny roa andro dia nahazo fiofanana fanamafisana fahaiza-manao ireo vehivavy mpandraharaha mivondrona ao amin’ny EFOI (Entreprendre au Féminin de l’Océan Indien) sy ny fikambanam-behivavy ao amin’ny CNFM (Conseil National des Madagascar de Madagascar). Continuer la lecture
BEN’NY TANANA ALASORA : omena maimaim-poana « permis de conduire » ny tanora monina eny Alasora
Sambany tamin’ny tantaran’i Madagasikara no nisy ben’ny tanana hanome maimaim-poana « permis de conduire » ho an’ny mponina ao aminy. Continuer la lecture
SEHA-PAMOKARANA AO ALAOTRA MANGORO: Nahomby ny ady sisika nataon’ny GSDM momba ny «agroécologie »
Fitsidihana ireo saha sekoly nanaovana fampiharana momba ny «agroécologie » sy atrikasa anaty efitrano hanombanana ny zava-bita sy hiaraha mitondra vahaolana manoloana ireo olana sedrain’ireo tantsaha noho ny fiovan’ny toetr’andro, tsy fahampiana ara-tsakafo ary ny tsy fahampian’ny rotsakorana no nanamarihan’ny GSDM ny andro natokana ho an’ny « agroécologie » tao amin’ny faritra Alaotra Mangoro. Continuer la lecture
ROCADE ETO ANTANANARIVO : Namoaka didy ny MATP hanamoràna ny fandoavana ny onitr’ireo tompon-tany
Hisy ny fanadihadiana lalina hanamarinana ny maha tompon-tany. Mahatonga ny fahataran’ny fandoavana ny onitr’ireo tompon-tany voakasiky ny fanamboaran-dalana Rocade ny tsy fananan’ireo tompon-tany ny antontan-taratasy takiana. Continuer la lecture
VAM : Manohana ny ezaky ny fitondram-panjakana
Eo anatrehan’ny toe-draharaham-pirenena izao dia maro ny manao fanambarana. Nanao izany ny Vondron’Ambany tanana Miray (VAM) teny Anosizato ny 06 aogositra 2021. Continuer la lecture
FITRAMA : Misy hatrany ny fizahana tsy andoavam-bola amin’ity faran’ny herinandro ity
« Tsy ny vola no zava-dehibe fa ny mpiray tanindrazana ». Ho fanohizana ny fanampiana ireo malagasy rehetra dia mitohy ny fizahana mailaim-poana ny sabotsy sy ny alahady. Continuer la lecture











