Tokony atao mangarahara. Continuer la lecture
Auteur R Nirina
ANTSON’NY TONTOLO MIAINA : Fampirantiana zava-kanto mampita hafatra fanairana amin’ny loza mitatao entin’ny fiovan’ny toetr’andro
Afaka mitondra vahaolana ny fahendren’ny Ntaolo. Tsy afa-miasaraka amin’ny tontolo iainana ny olombelona. Continuer la lecture
ORANGE MADAGASCAR : Hanohana ny CTM ho fampiroboroboana ny fampiasana ny nomerika amin’ny sehatry ny fizahantany
Na dia mbola tsy miroborobo tanteraka eto Madagasikara aza ny « tourisme durable et solidaire » dia efa betsaka ireo fikambanana no misehatra amin’izany eto amintsika. Continuer la lecture
FIOFANANA HO AN’NY MPIASA ETO MADAGASIKARA : Orinasa mpanofana miisa 9 nahazo mari-panamarihana fahavitana fiofanana avy amin’ny FMFP sy Better Work
Manatsara ny sehatry ny asa, mifanaraka amin’ny singa sosialy sy ny maha olona. Continuer la lecture
ORANGE DIGITAL CENTER CLUB AO FIANARANTSOA : Mpianatra sy tanora tsy mankany an-tsekoly intsony anarivony no hahazo fampiofanana momba ireo asa mifandraika amin’ny nomerika
Fiofanana maimaimpoana. Miara-miasa amin’ny Oniversite Fianarantsoa ny Orange Digital Center (ODC) Madagascar mba ahafahan’ny rehetra mikirakira ny nomerika sy misitraka tombontsoa avy amin’izany. Continuer la lecture
ADY TANY : Rahoviana vao tsy hisy intsony ? Sa mbola hiampy 60 taona manaraka indray vao hisy vahaolana?
Tsy hanavahana saranga, antokom-pinoana ny ady tany mahazo ny malagasy. Continuer la lecture
TARIKA KIAKA : Hiaka-tsehatra ao Antsahamanitra ny 11 Jona 2023 manomboka amin’ny 02 ora sy sasany
 37 taona nihirana ny tarika Kiaka. Continuer la lecture
STARTIMES – KITS SOLAIRES S35: Mitsinjo ireo tokantrano tsy manana herinaratra any ambanivohitra sy an-drenivohitra
Raha televiziona nomerika no nahafantarana ny Startimes hatramin’izay dia misehatra amin’ny famatsiana «angovo madio» ihany koa ny orinasa ankehitriny. Continuer la lecture
BANKY SIPEM : Afaka misintona vola ao amin’ny kaonty banky na mandrotsaka vola amin’ny alalan’ny Orange Money ny mpanjifa
Manamora ny fikirakirana vola eny amin’ny banky ny fampifandraisana ny kaonty amin’ny alalan’ny « mobile banking » na antsoina hoe : Bank to Wallet . Continuer la lecture
LYCEE RAOMBANA D’ANOSIAVARATRA : Airtel Madagascar a remis un don de matériel informatique
Renforcement de capacité dans le domaine du numérique. Acteur engagé en faveur du secteur de l’éducation, une délégation d’Airtel Madagascar, conduite par le directeur général, Eddy Kapuku s’était rendue à Anosiavaratra, le 19 Avril 2023, pour remettre des ordinateurs connectés au réseau Airtel. Continuer la lecture











