01 Mai 2016 (Sary efa ela) Socio-eco

Ambohijatovo : Manazava ny CUA


Manodidina ny resaka tsy mitovy momba ny toerana hanamarihan’ireo sendika ny voalohan’ny volana may, fetin’ny asa dia mitondra fanamarihana ny kaominina an’Antananarivo fa fahazoan-dalana tokana ihany no navoakany ho an’ireo mpitarika sendika.

Ity ny  fanazavana omen’ny Talen’ny Kabinetra RAKOTOARIVONY Jean Pierre izao.


Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *