Mampiantrano ny lalao iadiana ny tompondakan’ireo klioba ao anatin’ny faritra faha-7 na “championnat des clubs de la Confédération africaine de volleyball (CAVB) zone 7”, andiany faha-28 i Madagasikara. Continuer la lecture
Catégorie Actus
SANTE MENTALE POSITIVE: Hetsika natao hanampiana ireo olona mandalo adintsaina, fahaketrahana ara-tsaina, rari-tsaina, voadonam-pitiavana, donam-pahoriana…
Hiarovana ny olona tsy ho lasa adala fa hanana fiainana tony sy milamina. Continuer la lecture
ORANGE MADAGASCAR : Manolo-tanana amin’ny fampiroboroboana ny taranja “padel”
Efa manomboka ny taom-pilalaovana 2024 ho an’ny taranja ara-panatanjahantena “padel”. Continuer la lecture
VIAVY FILM FESTIVAL: Miantso ireo vehivavy mpanoratra, mpanatontosa sy mpamokatra horonantsary handray anjara amin’ny fifaninanana
Sehatra lehibe mamorona asa, indrindra ho an’ny vehivavy ny tontolon’ny horonantsary. Continuer la lecture
FONDATION MICHELANGELO : Hitily ireo mpanao asa tanana manan-talenta eto Madagasikara
Hitondra vokatsoa ho an’ny mpanao asa tanana malagasy. Continuer la lecture
FARITRA ANÔSY: Fivahinianana voalohany ny NONCE APOSTOLIKA
Ity no fivahinianana voalohany nataon’ny solotenan’ny Papa Ray masina eto Madagasikara, NONCE APOSTOLIKA Son Excellence Mgr Thomasz GRYSA. Continuer la lecture
ÉTUDES SUPÉRIEURES : L’EMIT prépare la célébration de son 25ème anniversaire avec son fidèle partenaire Airtel Madagascar
L’École de Management et d’Innovation Technologique (EMIT) célèbre son 25ème anniversaire avec un élan exceptionnel en collaborant étroitement avec l’équipe d’Airtel. Continuer la lecture
DU NOUVEAU CHEZ BAOLAI
Dans le secteur économique de la Grande Ile, les enseignes de renom renouvellent leur offre. Continuer la lecture
APPLICATION ORANGE MONEY AFRIQUE: Afaka manana kaonty Orange money ny mpanjifa na inona na inona ny tambazotram-pifandraisana ampiasainy
Tolotra vaovao roa. Tsy ireo mpanjifa manana nomerao Orange ihany no afaka manokatra kaonty Orange money fa na manana nomerao amin’ny tambazotram-pifandraisan-davitra hafa aza dia afaka manao izany ankehitriny. Continuer la lecture
FIFANINANANA IRAISAM-PIRENENA MOMBA NY « CODING”: Noresen’ny mpianatra Malagasy tamin’ny isa lavitra be (4.799) ny mpianatra avy any Jordanie (534)
Mahay ny mpianatra eny amin’ny oniversitem-panjakana. Mpandresy tamin’ny fifaninanana “Orange Digital Center Champions” i Madagasikara. Continuer la lecture





















