Miandrandra fihodinana faharoa ny kandida Marc Ravalomanana ary miandry ampitoniana ny fanampahan-kevitry ny Fitsarana Avo momban’ny lalam-panorenana (HCC)
Nanangona: Jacob Haingonirina
Miandrandra fihodinana faharoa ny kandida Marc Ravalomanana ary miandry ampitoniana ny fanampahan-kevitry ny Fitsarana Avo momban’ny lalam-panorenana (HCC)
Nanangona: Jacob Haingonirina
“Mila olona azo antoka ny orinasa sy ny firenena. Mila olon’ny fahamarinana sy mahay mandresy lahatra ny firenena mba tsy hanjaka ny fivarotana tanindrazana”, hoy ny filohan’ny oniversite HECMMA, profesora Rakotonirina Solonjatovo. Continuer la lecture
Mampiantrano ny lalao iadiana ny tompondaka ny “handball” ho an’ny ranomasimbe Indiana (CCCOI) i Madagasikara. Hanomboka rahampitso 24 novambra 2018 tolakandro ity lalao ity. Continuer la lecture
Hiara-hankalaza ny fetin’ny noely amin’ny mpianakavy ny Startimes. Izay mividy “décodeur” Startimes dia mahazo “abonnement” roa volana be izao. Continuer la lecture
Mbola nanamafy ny heviny ny amin’ny tokony hanafoanana tsy misy hatak’andro iny fifidianana filoham-pirenena notanterahana tamin’ny faha- 7 Novambra 2018 teo ry zareo ao anivon’ny HFI, RMTF, TFI, solontena isam-paritra… Continuer la lecture
Mpikambana 128 ao amin’ny fikambanana EFOI (Entreprendre au Féminin Océan Indien) nahazo fiofanana tao anatin’ny telo andro. Nifarana androany 22 novambra 2018 ny fampiofanana. Continuer la lecture
Ho fikatsahana ny tombontsoam-pirenena, nanapa-kevitra ny kandida Marc Ravalomanana ny hisintona ny fitoriana momba ny tsy fahatomombanana tamin’ny fifidianana 7 novambra 2018. Continuer la lecture
“Raha vao mihoatra ny folo andro ny tsy fandraisan-karama dia tokony hihazakazaka hanao fitarainana any amin’ny sendika ny mpiasa mba ahafahana manao fitakiana any mpampiasa” hoy ny sekretera jeneralin’ny randram-baon’ny sendikalista eto Madagasikara (SSM), Barison Rakotomanga. Continuer la lecture
Manao antso avo amin’ny fiarahamonina ny tale misahana ny ankizy sy ny fianakaviana ao amin’ny ministeran’ny mponina, Rasolofonjatovo Auguste mba hampandre ny tomponandraikitra raha mahita tranga maniratsira ny zon’ny ankizy toy ny herisetra, fampiasana zaza tsy ampy taona, fidarohana zaza, fanolanana… Continuer la lecture
Olona iray no maty tsy tra-drano vokatry ny tifitra nataon’ny dahalo ireo fiara mpitatitra, mampitohy an’Antananarivo sy Morondava ny alin’ny alatsinainy hifoha talata, tokony tamin’ny roa ora maraina. Continuer la lecture