Afaka mameno ny toe-bola tsy ampy ao anaty kaonty Orange Money ny tolotra Ampio-S raha toa ka eo ampividianana fahana na tolotra na ampandoavana faktiora na vidin’entana amin’ny alalan’ny Orange money ny mpanjifa iray. Continuer la lecture
Catégorie Actus
FGE SDSR Madagascar : Mitsinjo ny hoavin’ny tanora ny fanabeazana ara-pananahana feno
Tsy mbola sahy miresaka manodidina ny fananahana amin’ny zanany ny ankabeazan’ny ray aman-dreny. Continuer la lecture
FETE PASCALE : Belle remise chez Baolai
Une période de réjouissance est d’actualité, avec les Fêtes pascales qui approchent à grand pas. Continuer la lecture
MPIASAM-PANJAKANA NIOFANA TENY AMIN’NY ENAM: Mitana andraikitra amin’ny fampandrosoana ny firenena
Mitana anjara asa lehibe amin’ny fampandrosoana ny firenena ny mpiasam-panjakana. Continuer la lecture
TAOMBAOVAO 2025: Fankalazan’ny tantsambo tranainy
Ny sabotsy 22 marsa 2025 no nifamotoana niara-nankalaza ny taobaovao 2025 ny tantsambo tranain’ny Tafika an-dranomasina malagasy. Teny an-tokantranon-dRabehaja Mamy sy Aimée vadiny teny Merimandroso Ivato no nanatanterahana an’izany. Continuer la lecture
ANCIENS DE LA MARINE NATIONALE : Célébration du nouvel an 2025
Les ex-matafs de la Marine nationale malgache se sont donné rendez-vous la journée du samedi 22 mars 2025 au domicile de l’un des leurs, Rabehaja Mamy, sis à Merimandroso Ivato pour fêter ensemble la nouvelle année. Continuer la lecture
FAKO PLASTIKA: Azo avadika biriky hananganana trano
“Mafy noho ny beton, tsy mety vaky ny biriky vita amin’ny plastika”, hoy i Sarobidy Nombantsitoha, mpanorina sy mpitantana ny tetikasa Plastikôo. Continuer la lecture
FOIRE INTERNATIONALE DE MADAGASCAR (FIM) 2025: Manamafy ny fiarahamiasa eo amin’ny orinasa sy ny fanjakana
“Miakatra ho azy ny hari-karena faobe rehefa misy ny fifampitokisana eo sehatra tsy miankina sy miankina amin’ny fanjakana”, hoy i Ramanantsoa Tahiry, Mpandrindra ny Mada Vision, nandritra ny fampahafantarana ny Foire Internationale de Madagascar (FIM) ho an’ny taona 2025, ny 7 martsa 2025, teny Soarano. Continuer la lecture
AUTONOMISATION DES FEMMES : 63 % des prêts de SIPEM Banque sont attribués aux femmes
SIPEM Banque réaffirme son engagement envers les entrepreneurs du Vakinankaratra. Continuer la lecture
FIANDRIANANA ARA-TSAKAFO SY ARA-BOLA ETO AFRIKA: Hanome sosokevitra ny mpandraharaha kristianina mandritra fihaonamben’ny UNIAPAC Afrika
Hampiantrano ny fivoriamben’ny fikambanan’ny mpandraharaha kristianina (UNIAPAC) eto Afrika i Madagasikara, ny 27 sy 28 martsa 2025, eny amin’ny Univeristé Catholique de Madagascar (UCM), Ambatoroka. Continuer la lecture




















