Socio-eco

DR RAKOTO ENDOR MODESTE : Hafatra ho an’ny vahoaka Malagasy


Vita tamy ny Alahady 24 janoary 2016 tao amy Katedraly FJKM Analakely ny famindram-pahefana hitantana ny FFKM (Fiombonan’ny Fiangonana Kristiana eto Madagasikara), avy amy ny Pasitera Rasendrahasina Lala Haja (Filohan’ny FJKM), ho amy ny Pastora Rakoto Endor Modeste (Filohan’ny FLM). Tonga nanatrika izany i Monseigneur Ranarivelo Samoela Jaona (Filohan’ny EEM) sy ny Monseigneur Razanakolona Odon Marie Arsène (Filohan’ny EKAR).

Natao ny Alatsinainy maraina 25 janoary 2016 teo koa, tetsy Vohipiraisana ny famindram-pahefana hitantana ny FFPM (Fiombonan’ny Fiangonana Protestanta eto Madagasikara). Mbola ny Pasitera Rasendrahasina Lala Haja ihany koa no nanolotra ny fanevan’ny ekiomenisma tamy ny Dr Rakoto Endor Modeste Pastora. Indro paingorina eto ny anterivava natao ny Dr Rakoto Endor Modeste Pastora.

Ny Teny notoriana dia ny Filazantsaran’i Matio 20, 16: “Dia toy izany, ny farany ho voalohany, ary ny voalohany ho farany.”

Nanangona Razaka Oliva


Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *