RESULTAT MATCH 1ere JOURNÉE DU CHAMPIONNAT D’AFRIQUE DES CLUBS DE CHAMPION
ASCUT Madagascar # GEZIRA Egypte (61-96)
Raha ny lafiny teknika dia nanana tombony kely isika fa teo amin’ny fanarina baolina no tena betsaka ny an-tandrevaka, taty amin’ny 4e quart temps vao tena tafiditra ireto mpilalaon-tsika.
Ny toe-batana dia ngeza sy ranjanana ny Egyptianina nefa nanao ainy tsy ho zavatra ry Ibrahim sy Fataka