Doka

BAOLAI : PROMOTION SPECIAL PAQUES


Rehefa manakaiky toy izao ny fetin’ ny paska dia maro ireo magazay lehibe eto amintsika no manavao ny tolotra omeny.

Anisan’ izany ny Tranombarotra « Baolai » etsy Analakely, Soarano sy  ao Bazar – be Toamasina izay ahitana entana « 1er choix », mifanaraka amin’ ny filana sy sy fahefa mividy ny besinimaro hatrany. Ity Tranombarotra lehibe iray ity no masovoho ofisialy ny marika « Hisense » eto Madagasikara efa ho 12 taona lasa izao. « Amin’ izao fotoana izao, dia misy promotion spéciale « Fêtes de Pâques » ato aminay. Ary hisy ny « cadeaux surprises » homenay » hoy ny tompon’ andraikitra. Ny atsipirany izany rehetra izany,  dia ho hita ao amin’ ny site web sy pejy facebook baolai ary ao amin ny laharana antarobia 020 22 308 48 020 sy 0 20 22 605 88.

Ny marika « Hisense », mpanohana ofisialy ny mondial 2022 dia efa hita eny amin’ ny magazay « Baolai » rehetra. Ary ao no ahitana  : Laser Tv samihafa misy hatramin ‘ ny 120″ – Smart Tv sy Télé Led misy manomboka 32″ hatramin’ ny 85  » ( misy antoka 1 taona), four micro- onde , synthetiseur, fahita lavitra fisaka sy subwoofer: « Jeyoo », réfrigérateur, kits solaires complets « Sunpower » : régulateur – batteries sy panneaux ary amplificateur, cuisinière à gaz sy électrique, climatiseur, … Dia hitorajo ampifaliana tokoa ny tokantrano malagasy amin’ ny fetin’ ny paska ho avy izao, miaraka amin’ ny Tranombarotra « Baolai ».


Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *