Mandray anjara amin’ny fampananan’asa. Feno folo taona amin’ny voalohany ny volana janoary 2020 ny Agence Ambinintsoa. Tao anatin’izay fotoana izay dia mizara valisoa ho an’ireo mpanampy an-trano naharitra heritaona no mihoatra tamin’ny asany ity agence manampy ireo mitady asa toy ny asa an-trano sy ny maro hafa ity. Continuer la lecture
Catégorie Socio-eco
MINISTERAN’NY FILAMINAM-BAHOAKA: Haverina tsy ho ela ireo “police de la route”
Hisy ny lamina vaovao. Nanao fanambarana ny eo anivon’ny ministeran’ny filaminam-bahoaka androany 31 desambra 2019 teny Anosy. Continuer la lecture
FORMAPROD: Sekoly 38 mahazo fampiofanana momba ny asa famokarana eny ambanivohitra
Asa faran’izay ambony. Nampahafantarina androany 27 desambra 2019 teny Nanisana ny fampidirana ny fampiofanana momba ny asa famokarana eny amin’ny tontolo ambanivohitra ho an’ny taom-pianarana 2019-2020. Continuer la lecture
ATELIER SUR LE PROTOCOLE AFRICAIN: Madagascar à l’honneur
ARADI, ou Alliance for Rights Africa towards Disability Inclusion, a organisé un atelier à l’hôtel Voilà Bagatelle, à l’île Maurice le lundi 16 décembre 2019. Le programme est prévu se poursuivre le mardi 17 décembre par des visites protocolaires auprès des autorités mauriciennes.
L’objet de la réunion a porté sur le Protocole Africain sur les droits des personnes handicapées avec des interventions de hautes personnalités nationales comme Madame Fazila Daureeawoo, Ministre de l’Intégration Sociale, de la Sécurité Sociale et de la Solidarité Nationale qui a honoré la séance par sa venue. D’autres éminents acteurs du niveau International à l’instar de M. Lefhoko Kesamang, de la Commission Sociale de l’Union Africaine ont aussi pris la parole, sans oublier son Excellence YKJ Yeung Sik Yuen GOSK de la Commission Groupe sur les droits des Personnes Agées et des Personnes Handicapées au sein de la Commission Africaine sur les droits de l’Homme et des Peuples. Le Président de Pan African Federation of Users and Survivors of Psychiatry M. Action Amos a parlé de l’International Bureau for Epilepsy Africa.
Madagascar for ever
Notre « héros national en termes de Handicap », Razaka Ralphine, n’était pas en reste car Madagascar est le seul pays membre de la SADC invité, par le biais du RNFH ou Réseau National des Femmes Handicapées de Madagascar. Elle a expliqué avec brio la situation de Madagascar vis-à-vis du Protocole Africain sur les droits des Personnes Handicapées. Comme tous les autres intervenants, elle a aussi eu droit au bouquet de fleurs traditionnel à Maurice en pareille circonstance.
Le Protocole Africain sur les droits des personnes handicapées en Afrique est inspiré de Charte Africaine sur les droits de l’Homme et des Peuples en Afrique. Sans contredire la Convention Internationale sur des droits des Personnes Handicapées, le Protocole Africain précise le contexte africain pour une meilleure compréhension et une application plus pratique des droits des personnes handicapées.
L’audience était composée d’acteurs publics et privés, politiques et économiques du pays, et tout ce beau monde a été gratifié d’un certificat de participation. Un coup de chapeau est à adresser à M. Youssouf Noormamode de Edycs Epilepsy Group et son équipe pour l’organisation de cette journée très chargée qui a encore vu le lancement de la page Facebook pour le groupe.
Propos recueillis par Ony Rambelo

UDITEC: Fizarana loka ho an’ireo tsara vintana tamin’ny lalao momba ny marika TRUST
Maharesy lahatra ny mpanjifa. Noho ny fetin’ny noely sy faran’ny taona, nikarakara lalao tao amin’ny onjam-peo miisa roa ny Uditec, solontenan’ny marika Trust eto Madagasikara. Continuer la lecture
APOKALYPSY MIKABARY : Nivoaka ny andiany faharoa
Anisany maha malagasy ny kabary ary kolontsaina. Namoaka ny andiany faharoa misalotra ny anarana hoe « Tsiaro » ny Alahady 22 Desambra 2019 teny amin’ny oniversite Ankatso ny Apokalypsy Mikabary ( A.MI). Continuer la lecture
MASOIVOHON’I CHINE: Manohana ny ezaky ny ministeran’ny fampianarana ambony
Fanamafisana ny fiarahamiasa. Notokanana ny 23 desambra 2019 teny Tsimbazaza ny trano hikarakarana ny fahasalaman’ny mpiasan’ny ministeran’ny fampianarana ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa. Continuer la lecture
MINISTRY NY FAMPIANARANA AMBONY: Enina amin’ny fito momba ny fitakian’ny SECES nitondrana vahaolana
Nandalo dingana maro. Alatsinainy natokan’ny ministeran’ny fampianarana ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa (MINSUPRES) nampahafantarana ny ezaka vita tao anatin’ny dimy volana nitondran’i Blanche Nirina Richard ny 23 desambra 2019. Continuer la lecture
MIALY RATREMA: Ireo akanjo mariazy vita amin’ny lamba landy
Mifameno ny asa famoronana ataon’i Mialy Ratrema sy i Gaona. Andro iray toa zato ny mariazy ka ny soa sy ny tsara indrindra no tokony aseho. Izany indrindra no namoronan’i Mialy Ratrema akanjo mariazy vita amin’ny lamba landy. Continuer la lecture
ORANGE SOLIDARITÉ : Faly sy ravo ireo ankizy miisa 1000
Efa ao anatin’ny fanomanana ny fetin’ny Noely isika ankehitriny. Nitondra ny anjara birikiny ny Orange Solidarité ho an’ireo ankizy. Continuer la lecture





















