Tsy mila baikoana. Tapitra ny fifaninanana Cleaning Challenge nokarakarain’ny Fondation Terra. Nozaraina ny 11 desambra 2021 teny amin’ny Le Combava Ambodihady ny loka sy mari-pankasitrahana ho an’ireo fianakaviana dimy voalohany sy ireo mpandray anjara rehetra. Continuer la lecture
Auteur R Nirina
LALANAN’NY FANANANTANY 2006-031: “Fanesorana tsikelikely ny fitantanan’ny kaominina ny fananantany (BIF)
Hisy fiantraikany amin’ny fifidianana filohampirenena sy solombavambahoaka ary ben’ny tanàna. Continuer la lecture
MPIARO NY ZON’OLOMBELONA : Tsy voahaja ny zon’olombelona matoa misy ny fahantrana
Rano tapaka, tsy fahampian-tsakafo any Atsimo… santionanany amin’ireo zo fototra tsy voahaja eto Madagasikara satria ao anatin’ny zon’olombelona fahazoana rano, sakafo, araka ny fanazavan’ny mpiaro zon’olombelona… Continuer la lecture
ECOLE DU MONDE AO MAHAJANGA : Nisantatra ny sekoly nomerika ho an’ny taom-pianarana 2021-2022
Miampy 30 ny sekoly hisitraka ny programa “école numérique” sahanin’ny Orange Solidarité de Madagascar mandritra ity taom-pianarana 2021-2022 ity. Continuer la lecture
AGROECOLOGIE: Ho ampidirina ao anaty fandaharam-pibeazana
Ao anatin’ny vinan’ny ministera. Fanavaozana nentin’ny GSDM tao anatin’ny tetikasa PAPAM ny fampidirana ny “agroécologie” ao anaty fandaharam-pianarana. Continuer la lecture
GSDM: Nahafa-po ny mpamatsy vola ny tetikasa PAPAM
Voataiza ny tany nefa mitombo ny vokatra. Hifarana amin’ny taona 2022 ny tetikasa PAPAM. Ny Agence Française de Développement (AFD) no namatsy vola ny tetikasa. Mitentina 7 tapitrisa euros ny famatsiambola nomeny. 4 taona no faharetany tany am-boalohany fa niitatra ho 5 taona izany. Continuer la lecture
ROCADE D’IARIVO : Des infrastructures communautaires aux profits des 12 fokontany concernés par le projet
Dans le cadre de la mise en œuvre du projet rocade d’Iarivo, les promoteurs ont prévu la construction d’ouvrages communautaires type lavoirs, bornes fontaines et toilettes publiques pour les 12 fokontany concernés par le projet. Continuer la lecture
ORANGE MONEY: Ahazoana tahan-jana-bola hatramin’ny 5,5 % ny tolotra “Tahiry Be”
Tolotra iarahan’ny Orange Money sy ny Première Agence de Microfinance Madagascar (PAMF) ny « m-kajy ». Manana tolotra fampindramam-bola (crédit) sy tahiry (épargne) ity servisy ara-bola amin’ny alalan’ny « mobile money » ity. Continuer la lecture
WIFIBER: Hampivelatra ny asan’ireo mpandraharaha ao Sambava sy Antsiranana
Faritra manana ny lanjany ara-toekarena, kolontsaina sy arak’olona i Sambava sy Antsiranana. Continuer la lecture
ONIVERSITE MASCA SABOTSY NAMEHANA: Famoahana ny mpianatra andiany faha-5
Mpianatra 30 ao avy amin’ny oniversite UPA/HPI-MASCA (Université Polytehnique d’Avarandrano/Higher and Professional Institute) Sabotsy Namehana indray no nivoaka tamin’ny fomba ofisialy ny 26 novambra 2021. Avy amin’ny lalam-piofanana « Paramed », « Agronomie » ary « Communication et Multimédia » izy ireo ary nahazo ny diplaoma Licence. Continuer la lecture











