Airtel Africa a enregistré son 150 millionième client. Continuer la lecture
Auteur R Nirina
BAOLAI : Ouverture exceptionnelle le 24 et 31 decembre
Les fêtes de Noël et de fin d’année qui arrivent, sont réputées être de joyeuses réunions familiales. Dans cette optique, la Société « Baolai » est au petit soin avec le public. Continuer la lecture
KAOMININA ALASORA: Mpianatry ny EPP miisa 4.000 nahazo fanomezana ho an’ny fetin’ny noely
Hetsika fanaon’ny kaominina Alasora isaky ankatoky ny krismasy ny « noely mizara hafaliana ». Continuer la lecture
GNM LASA GNMR: Tsy mijanona ho mpanelanelana ihany fa hamokatra tolonkevitra mahasoa ny firenena
« Tsy misy firenena mandroso ao anatin’ny korontana fa ny filaminana ihany no miantoka fihatsaran’ny fiainan’ny vahoaka », hoy i Rakotomanana Hery, Filohan’ny Groupe National de Médiation (GNM), ny talata 19 desambra 2023 teny Ankadivato. Continuer la lecture
ANGOVO AVY AMIN’NY MASOANDRO : Manamora ny fahazoana « kits solaires » ny Startimes sy ny banky SG Madagasikara
Vahaolana ialà na amin’ny delestazy. « Manaja ny tontolo iainana, mitsinjo ny fahasalamana ary vahaolana akaiky ialà na amin’ny fahatapahan-jiro matetika na lavareny »  ny angovo avy amin’ny herin’ny masoandro. Continuer la lecture
ORANGE SOLIDARITÉ MADAGASCAR : Asa sosialy maro no hotanterahina mandritra ny volan’ny firaisankina
Hanatanteraka asa sosialy maro ny fikambanan’ny mpiasa mpilatsaka an-tsitrapo ao amin’ny Orange Madagasicar ho fanamarihana ny volan’ny firaisankina. Continuer la lecture
ACTION CLIMATIQUE EN AFRIQUE: Airtel Africa appelle au renforcement de la collaboration public-privé, lors de la COP28
Le DG du groupe Airtel Africa plc, Segun Ogunsanya, a réaffirmé l’importance d’un environnement politique favorable au développement durable et à l’action climatique en partenariat avec le secteur privé africain, lors de la COP28 à Dubaï. Continuer la lecture
ACCÉLÉRATION DE LA TRANSITION NUMÉRIQUE EN AFRIQUE: Airtel Africa lance Nxtra by Airtel
Grands réseaux de centres de données en Afrique. Airtel Africa lance Nxtra by Airtel, ce mardi 5 décembre 2023 à Londres. Continuer la lecture
MADA VISION: Mikarakara hetsika roa vaovao mahaliana sy hahazoan’ny orinasa madinika, salantsalany ary vaventy tombony
Nampahafantatra ireo hetsika ho karakarainy  amin’ny taona 2024 ny Mada Vision. Mikarakara hetsika roa vaovao ity orinasa mpikarakara hetsika ity : ny « salon de l’innovation et de la technologie » sy ny « festival international de la gastronomie ». Continuer la lecture
AIRTEL / EMIT FIANARANTSOA: Mifanolo-tanana amin’ny fanamorana ny fidiran’ny tanora amin’ny sehatry ny asa
Efa ampiasaina ny informatika avokoa ny sehatra rehetra raha tsy hilaza afa-tsy ny fambolena, ny fitantanana ny rano, ny fitantanan-draharaha… Continuer la lecture











