Ao anatin’ny asan’ny solombavambahoaka ny fanolorana tolo-dalàna mifanaraka ny zava-misy eny ifotony. Continuer la lecture
Auteur R Nirina
HAKANTO CONTEMPORARY: Manasongadina ireo sangan’asan’i Dany Be, rain’ny paka sary malagasy sy mpanao gazety paka sary
Sary tokana dia mahafoaka izay rehetra tiana ambara. Tsapa avy hatrany izany rehefa mahita ny sary nalain’i Daniel Rakotoseheno na i Dany Be. Continuer la lecture
OLAN’NY FANANANTANY: Ny fifampihainoana eo amin’ny mpitondra sy ny vahoaka no vahaolana
20 taona taty aorian’ny nijoroany dia mahatsapa ny Sehatra Iombonan’ny Fananantany fa mbola maro ireo olan’ny fananantany saro-bahana sy mahazo vahana. Continuer la lecture
ORANGE SOLIDARITE MADAGASCAR : Manamafy ny fandraisany andraikitra amin’ny fanohanana ireo olona miaina miaraka amin’ny autisme
Mbola betsaka ny ezaka tokony atao amin’ny fanohanana ireo olona miaina amin’ny « autisme » eto Madagasikara na dia efa misy aza ny asa efa vita. Continuer la lecture
ZO SY FAHASALAMANA ARA-PANANAHANA: Miantso ny fanjakana handany ny lalàna manamora ny fisitrahana izany ireo tanora nanatrika ny « dialogue mondial de la jeunesse »
Tanora miisa 500, avy amin’ny firenena 130 no nandray anjara tamin’ny dinika iraisam-pirenena momba ny tanora (dialogue mondial de la jeunesse), natao tany Cotonou Bénin, ny 4 sy 5 Aprily 2024. Continuer la lecture
ANDRO IRAISAMPIRENENA HO AN’NY TOLON’NY TANTSAHA: Mbola manohy ny tolona ireo vehivavy tantsaha ao amin’ny FARM
Nanao diabe, nilanja sora-baventy tao amin’ny kaominina Fiaferana, distrikan’Avarandrano ireo vehivavy tantsaha mivondrona ao amin’ny FARM (Femmes en Action Rurale de Madagascar), faritra Analamanga, ny 24 aprily 2024. Continuer la lecture
PADEL : Mpanazatra sy mpilalao miisa 40 nahazo fiofanana
Fampiakarana ny lentan’ny padel eto Madagasikara. Tonga eto Madagasikara i Julien Bondia, mpanazatra iraisam-pirenena momba ny fanatanjahantena “padel”. Continuer la lecture
GILARDY TOTOZANDRY: Hitondra avo ny feon’ireo ankizy manana toe-tena varira sy manana fahesambanana
Voaantso ho mpiaro ny zon’ny ankizy sy tanora (Youth Advocate) miaraka amin’ny UNICEF Madagascar i Gilardy Totozandry, 20 taona. Continuer la lecture
UNICEF/Vaccination : 154 millions de vies sauvées au cours des 50 dernières années
Sauver des millions de personnes supplémentaires est « humainement possible ». Aujourd’hui, l’OMS, l’UNICEF, Gavi et la BMGF lancent la campagne conjointe « Humainement Possible », marquant la Semaine mondiale de la vaccination annuelle, du 24 au 30 avril 2024. Continuer la lecture
UNICEF: Ho dinihana mandritra ny fitsidihan’i Etleva Kadilli eto Madagasikara ny fiantraikan’ny ny fiovan’ny toetrandro amin’ny zon’ny ankizy
Mandalo eto Madagasikara i Etleva Kadilli, Tale rejionalin’ny UNICEF misahana an’i Afrika Atsinanana sy Atsimo. Continuer la lecture











