Lalana iray ahafahana miroso amin’ny fahavitan-tena ara-tsakafo ny « agroécologie ». Efa maro ny tetikasa manaparitaka ity fomba fambolena maharitra ity manerana an’i Madagasikara. Continuer la lecture
Auteur R Nirina
KONNECT BY BLUELINE : Nidina ny vidin’ny internet avy amin’ny zanabolana
Tombontsoa voalohany amin’ny fampiasana internet avy amin’ny zanabolana (satellite) ny fahafahana manao connexion any amin’ny toerana tsy misy « réseau 4G » na tsy voarakotry ny « fibre optique ». Continuer la lecture
FESTIVAL CAMÉLÉON: Hampiseho ny maha zava-dehibe ny tanalahy eto Madagasikara
Mitana anjara asa lehibe ara-tontolo iainana sy fiainan’ny zanak’olomebelona ary ny toekarena ny tanalahy. Continuer la lecture
ÉVÈNEMENT SPORTIF ET TOURISTIQUE: La 9ème édition du Trail d’Ibity comporte des nouveautés
Le Trail d’Ibity n’est pas seulement une course mais aussi une véritable célébration de la passion, du sport et de la découverte touristique. Continuer la lecture
LION HILL: Manohy ny maha “Ambasadaoro” azy ao amin’ny Orange Madagascar
Mbola i Lion Hill ihany no ambasadaorin’ny Orange Madagascar ho an’ny taona 2025. Notontosaina ny 24 janoay 2025, ny fifanaovan-tsoniam-piarahamiasa teo amin’ny roa tonta. Continuer la lecture
DIEGO-SUAREZ, MISAONA NY HOTEL DE LA POSTE : Nodimandry i DAEL Abdul Kaïd
Nodimandry tatsy amy nosy La Réunion tamy 17 janoary 2025 Andriamatoa DAEL Abdul Kaïd, tompon’ny Hôtel de la Poste any Diego-Suarez. Continuer la lecture
PROMOTION SPECIALE NOUVEL AN CHINOIS CHEZ BAOLAI
Le mois de Février qui approche, promet d’être joyeux avec la fête de la « Saint Valentin » qui arrive. Continuer la lecture
TOMBOLA: Ciment LAFATRA récompense ses heureux gagnants avec 15 tonnes de ciment offertes
Alpha Ciment a organisé une grande tombola intitulée « Lalao Lafatra », du 15 au 31 décembre 2024, pour célébrer le lancement de son produit innovant appelé ciment LAFATRA. Continuer la lecture
LA NATATION MALGACHE EN DEUIL: Nysà est décédée
Ranaivoson Nysà, ou Ný, est décédée à l’âge de 75 ans. Elle portait le nom de Ratsifehera du fait de son mariage avec Léon Ratsifehera, neveu du CSR Ratsifehera Arsène d’antan. Continuer la lecture
MISAONA NY TARANJA LOMANO MALAGASY: Nodimandry i Nysà
Nodimandry teo amin’ny faha 75 taona niainana i Ranaivoson Nysà na i Ný. Continuer la lecture











